Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Ariandro: a: Zavamaniry anaovana evoka manamora fiterahana. (Pterocaulon decurrens). tohiny
Ariaria: (riaria) mt, at. (ariariavo): Ahetsiketsika ao anaty rano. tohiny
Ariary: a.: Anaran'ny vola izay nataon'ny Malagasy ho venty na fototry ny volany fahizay, ka ny sandany dia…tohiny
Ariatra: (riatra) mt. ot. (ariato); Alefa handositra, avala hiriatra. tohiny
Aridana: (ridana) mt. at. (aridano): Alefa, ampandosirina haingana betsaka indray miaraka;vonoina betsakaindray…tohiny
Aridiridy: (ridiridy) mt. at. (aridiridio): Atao miridiridy, henjana, tsy mihetsiketsika: Naridiridiny ny masony…tohiny
Arifatra: (rifatra) mt. at. (arifato): Asaina na avala mandositra, ampandosirina. tohiny
Arika: (riko) mt. fit. (arikao): Atao ao ambany rambaramba mba hikodiavany tsara: F retsy hazo boribory iretsy…tohiny
Arika: a: Fahatsiarovana; tsy fampiasa afa-tsy amin'ireto teny ireto: Maty arika: Fatra-panadino zavatra; Velona…tohiny
Arikatra: p.mt.: Enti-mllaza toerana mitovy amin'ny ary), fa manondro mafimafy kokoa ary somary fitenin'ny ankizy…tohiny
Arimbaratra: (fit-p.) a: Karazan-drivotra mitsoka amin' ny fararano, manambara fiavian'ny oram-be. tohiny
Arimorimo: (rimorimo) mt. at. (arimorimoy): Avala hirimorimo. 1 Atsipy mafy mifofofofo. tohiny
Arina: ft.: Enti-milaza fitrakana, fipetraka na fijoro tsara tsy mihilana na mirons. é t.i.f.: Arenina, voarina,…tohiny
Arina: a.: Sisa amin'ny hazo izay nodorana tsy avala hisY lelafo na ho zary lavenona ka tonga vongana azo arehitra…tohiny
Arindra: (rindra) mt. at. (arindrao): Alahatra tsara, alamina, alanto: Arindrao tsara aloha ny tetika uao miroso…tohiny
Arindrano: a: Karazandamba misy sorany mitsoriadriaka mainty sy fotsy na haboka sy fotsy mifanelanelana fanaon'ny…tohiny
Arindrina: (rindrina) mt. at. na mt. fit. (arindrino): Akatona: Arindrino ny uarauarana fa miditra ny saka ? Entina…tohiny
Aringana: (ringana) mt, ut. (aringano): Atao maty daholo, aripaka, vonoina: Olona telonjato no naringan'ny fahavalo…tohiny
Aringiringy: (ringiringy) mt. at. (aringiringio): Apetraka avo. tohiny
Arintany: a: Arina vita-Nanahary hita any ambann'ny tany, avy amin'ireo hazo na a-la nivelona efa taon-jato ma-ro…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0141