Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fongatra: ft.: Enti-milaza fiha- diana zavatra nototofana, fampisehoana zavatra miafina. é Fongarina na fongatina,…tohiny
Fongo: a.: Fijanonana ao ampandriana mirakotxa tsara. Afongo, tafafongo ( mifongo, fifongo, mpifongo ) ifongoana,…tohiny
Fongofongo: a.: Hatezerana sy fisafoahana. • Fiezahana fatratra, fiaretana ny mafy. 4 t.i.f.: Afongofongo, tafafongofongo…tohiny
Fongorana: (fongotra) mt. ih. (fongory): Foanana hatramin'ny fakany, ravana tanteraka, taperina, ringanina: Tokony…tohiny
fongory: mt. avy amin'ny foto-teny "ongotra" midika hoe esory, foanotohiny
Fongotra: p.t. sady mt. ih. ft.: Foana, raya: Fongotra hatrtimin'ny fotony ny mandan'i Jerosalema. • Tapitra,…tohiny
Fongy: (Tsm) a.:Voatavo fihinana. tohiny
Fonina: (onina) a.: Fomba en-tins monina. tohiny
Fonitra: p.t.: Fohy fa matanjaka, matombina (ny sampanteny avy aminy: Fonetana no fampiasa kokoa). - F.-p.: Manao…tohiny
Fonja: a.: Havesaran-javatra jerena toa kely nefa madonda. 1 Tsora-by na akoram-by mbola tsy voavoatra: Fonjam-by,…tohiny
Fonja: a.: Toerana voafefy nitanana ireo voaheloka taloha, tranomaizina: Voatana any am-ponja izy noho ny heloka…tohiny
Fonja: a.: Miaramila atao fiandry: Atao fonja: arotsaka ho anisan'ny miaramila atao fiandry. tohiny
Fonjafonja: a.: Fandraindraisana zavatra sy fanapolipolesana azy. - t.i.f.: Fonjafonjaina, voafonjafonja / mamonjafonja,…tohiny
Fonjafonjaina: (fonjafonja) mt. ih. (fonjafonjao): Raidraisina na polipolesina, fenjafenjaina. tohiny
Fonjozoro: a.: Ny atin'ny zozoro: Ny fonjozoro dia fampiasa atao lafika na famaohana. tohiny
Fono: a.: Ny eo ivelan'ny zavatra manafina na mandrakoira ny tenany: Ataovy tsara fono io zazakely io sao…tohiny
Fonoka: a.: Ody fampatoriana, tohiny
Fonoka: a.: Fifonosana tsars ao anaty lamba mba tsy handrenesana hatsiaka, ¶ M.h.: Bonoka. - t.i.f.: Voafonoka,…tohiny
Fonombimainty: a.: Kilalao karatra miloko mainty misY sarina lefona lava zarana, a-tao hoe koa Tangontsotrobe. tohiny
Fonombimena: a.: Kilalao karatra miloko mena misy sarina fo, atao hoe koa Samamena. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0305