Litera F
Fononteny: a.: Mari-tsoratra ( ) mamono fehezan-kevitra tsy dia ilaina loatra ary toa avahana mitokana: Ny aia…tohiny
Fonosana: a.: Fono, zavatra entina mamono, manodidina, manarona: Manify loatra ny fonosan'ity entana ity, 1 Zavatra…tohiny
Fonosina: (fono) mt. ih. (fonosy): Asiana fonony: Fonosy ny bokinao mba hadio lalandaua. • Atao ao anatin'ny zavatra…tohiny
Fontina: a.: Fiverenana mba hamely indray, 1 Fahalasanana dia fiverenana eo amin' izay nialana. - t.i.f.: Tafafontina…tohiny
Fony: ppt. feh.: Teny mpampiankina fehezan-kevitra, ~ enti-milaza fotoana efa lasa ela, mitovy amin'ny hoe…tohiny
Fora: a.: Fandidiam-poitra, famorana. - t.i.f.: Forana, voafora ) mamora, famora, mpamora ) amorana, famorana…tohiny
Foraha: a.: Hazo lehibe mahatratra 15 ka hatramin'ny 30 m ny haavony ary 0,60-0,80 m ny savaivony, fanaovana…tohiny
Forana: (fora) mt, ih. (forano): Didiana foitra, atao hasoavana, tapahina, tsongoina: Noforana omaly ny zanak'anabaviko,…tohiny
Forehitra: p.t.: May tsy misy horaisina. •H.i.: Lany harena ka tsy manana na inona na inona intsony: Forehitra…tohiny
Foretahana: (foretaka) mt. ih. (foretaho): Asiana fotaka mifetaka, fotetahana.
tohiny
