Litera F
Fohina: (foka) mt. ih. (fohy): Trohina, sintonina: Fohin' ny hainandro ny ranonando. 1 Ritina: Fohin'ny tany…tohiny
Fohy: p, t.: Tsy lava, kely: Fohy loatra ny akanjonao, 1 Tsy maharitra, mora tapitra: Fotoana fohy taorian'izay...…tohiny
Foibe: (foitra be) a.: Toerana afovoany ihaonan'ny tsipika rehetra amin'ny fanorona. 1 Toerana lehibe indrindra…tohiny
Foibenkodiarana: a.: Ray faritra afovoany indrindra amin' ny kodiarana izay itsofohan' ny lahitangerina ary irantsandrantsanan'ny…tohiny
Foibentaosarintany: a.: Foiben' ny antokon-draharaha misahana ny fanaovana sarintany.
tohiny
Foina: a,: Sakana, tsy famelana hihetsika na hipaika intsony (fanorona). - t.i.f.: Foinana / voafoina / mamoina,…tohiny
Foitra: a,: Holatra boribory eo afovoan'ny kibo, vokatry ny nanapahana ny tady nifandraisan'ny reny tamin-janany…tohiny
Foizina: (foy) mt.ih. (foizo): Atao izay hahavakian'ny atody misy azy. 1 Potsirina, vonoina: Foizo io hao io.…tohiny
Foka: a.: Fitrohana ary fitelemana; fisintonana (setroka na rivotra) hiditra any anaty. i tif,: Fohina, voafoka…tohiny
Foka: na Fokafoka p.t.: Adala, tsy misy saina, ketrina. i t.i.f.: Afokaina f manafoka, fanafoka, mpanafoka…tohiny
Fokarina: (fokatra) mt. ih. (fokaro): Alana, badina ao anaty tany: Be ny arintany azo fokarina any Soalary. /…tohiny
