Litera L
Lohalika: a.: Ny vanin-taolana mampitohy ny ranjo amin' n? fe amin'ny alalan'ny taolana iray boribory, ny ampelandohalika.…tohiny
Lohamalemy: a: Ray faritra mfhonankonana eo ampovoamboan'ny lohan'ny zaza, eo anelanelan'ny taolana amin' ny karandohany,…tohiny
Lohamalona: a.: Ny lohan'ireo taolana roa amin'ny ranjo.
tohiny
Lohamandriny: a: Hero-dronono.
tohiny
Lohantsitsy: a.: Ny nofo mihorona manarona ny filahiana ka esorina rehefa manao hasoavana.
tohiny
Loharano: (rano) a: Rano miboiboika avy ao anaty tany, izay rano avy amin'ny ranonorana naninteraka tany anaty…tohiny
Lohariana: (riana) a.: Ny tampony ambony indrindra amin'ny nana. ~ Ny fotoana ialan'ny aina: Efa an-dohariana izy…tohiny
Lohasaha: a.: Lempona na ankandemponana anelanelan' ny tendrombohitra roa na manaraka ny vodivona.
tohiny
Lohataona: (taona) a.: Fizarantaona voalohany amin'ny taona fa miantomboka maniry na mitsiry daholo amin'io ny…tohiny
Lohateny: (teny) a: Anarana — izay matetika teny fohifohy — entina hilazana boky na toko iray amin'ny boky na…tohiny
Lohatraoka: a.: Faritry ny traoka ambony izay ahazoana mamoaka feo; misy taola malemy mivohitra eo anoloan'ny lohatraoka,…tohiny
Lohavary: (vary) a.: Ny mongomongo amin'ny fotsimbary; voam-bary kely toy ny torotoro mihitsy aza, izay hita ooalohany…tohiny
Lohavolana: (volana) a.: Fihaonana fanaon'ny Protesta isaky ny alatsinainy voalohan' ny volana.
tohiny
Lohavorona: a.: Fivontosana fahita amin'ny lohan'ny ankizy kely.
tohiny
Lohodohony: a.: Zana-borona dongadonga.
tohiny
