Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Misariko: (sariko) mt. p.: Manozona, manompa: Aza misariko olona tsy naninon-tsy naninona anao, tohiny
Misariraka: (sariraka) mt. s. na p.t.: Mifotofoto, misavorovoro toy ny kofehy, misaritaka. tohiny
Misaritaka: (saritaka) mt. s. (misaritaha): Mikorontana, tsy milamina: Aza fady fa misaritaka be ihany ity ny tranoko.…tohiny
Misarivy: (sarivy) mt. 's.: Mikarakara sy mandroso sakafo. • Manampy ny pretra amin' ny fanaovana lamesa (fiteny…tohiny
Misarona: (sarona) mt. s. (misardna): Manisy sarony: Nisaron-doha izy dia nivoaka ny trano, • Misy sarony: Vilany…tohiny
Misarongatra: (sarongatra) mt. s.: Mitroatra amim-pahatairana: Nisarongatra izy raha uao nahare izany teny fanaratsiana…tohiny
Misaroro: (saroro) mt, p, (misaroroa): Manolikoly, manambitamby, manejokejo mba hamitahana: Tandremo fa mahay…tohiny
Misarotro: (sarotro) mt. s.: Mi-tondra na manao sarotro. tohiny
Misary: (sary) mt. s.: Manao tahaka ny, mody...: Misary adala reninareo, rankizy, miaraka amin'ireo tovovavy…tohiny
Misary: (sary) mt. s.: Mitsirika, misafo. 1 Mitady toerana, mitady lalana hitsofohana, mitsapa. - F.-p.: Misary…tohiny
Misasa: (sasa) mt. s. (misasà): Manadio tena amin'ny rano. tohiny
Misasaka: (sasaka) mt. s. (misasaha): Mitapaka roa mitovy: Tsy mbola misasaka akory ny volana dia lany sahady…tohiny
Misasasasa: (sasasasa) p.t.: Miteraka na mamoaka feo toy ny feon'ny orana avy na ny an'ny rano mandeha haingana…tohiny
Misasatra: (sasatra) mt. s. (misasara): Miasa fatratra, manao vizana: Misasatra ho an' ny vady aman-janany ny raim-pianakaviana.…tohiny
Misaso: (saso) mt. s. (misasoa): Misafosafo malefaka; manao teny hitsapana ny hevitry ny sasany. tohiny
Misasy: (sasy) mt. s. (misasia): Manisy sasiny (na fitenenana izany na boky na hira). • Manesoneso kely. • Mandahatra…tohiny
Misata: (sata) mt. s.: Manao zavatra amim-piavonavonana. tohiny
Misatasata: (satasata) mt, s.: Manao am-piavonavonana. tohiny
Misatrana: (satrana) mt, s.: Manao satrany, izany hoe sasiny amin'ny zavamaneno alohan' ny tena feon-kira iarahana.…tohiny
Misatrasatra: (satrasatra) mt s,: Miaina misefosefo (fiteny indrindra amin'ny marary). tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0328