Litera M
Mpampitohy: (tohy) a.: Sokajin-teny entina mampitohy teny' roa, izay mety ho anarana (ny saka sy ny alika, vady…tohiny
Mpampivelona: (velona) a,: Vehivavy mpampiteraka ny vehivavy bevohoka tonga andro.
tohiny
Mpanabanty: (banty) a,: Olona fatra-panaratsy, na tsara na ratsy atao; mpanamavo, mpamasoka,
tohiny
Mpanabe: (be) a,: Ireo olona mpampianatra ny ankizy sy mpamolavola ny toetra amam-panahiny: Tokony hahay hankasitraka…tohiny
Mpanadina: (adina) a.: Olona natokana hampanao fanadinana na hitsapa ny fahaizan' ny mpianatra.
tohiny
Mpanalalana: (alalana) a.: Mpanelanelana, olona natao ho solontena mitondra teny raha misy zavatra angatahina, na…tohiny
Mpanao: (tao) a.: Teny entimilaza mpiasa ankapobeny, ary ampanarahana ny anaran'ny zavatra ataony izy io: Mpanao…tohiny
Mpanao fanjakana: a.: Enti-milaza olona ambony amin'ny raharaham-panjakana.
tohiny
Mpanarakandro: (araka andro) a.: Mpiandry omby aman'ondry.
tohiny
Mpanarivo: (arivo) a.: Enti-milaza olona manan-karem-be, mpanefohefo (ny heviny tany an-tendrony dia hoe: ma-nana…tohiny
Mpanasajoro: a.: Tsipika mizara zoro ho roa mitovy.
tohiny
Mpanazatra: (zatra) a.: Olona manomana ny mpanao spaoro amin'ny alalan'ny fanorotoroana sy ny fampiasana matetika,…tohiny
Mpandamoka: (lamoka) a.: O-lona kamo, mpidonana-poana.
tohiny
Mpandokanga: (Br) a.: Mpitendry lokanga.
tohiny
Mpandova: (lova) a.: Izay rehetra mandova, izany hoe mandimby ara-dalàna ny fizakamanana ny fananan'ny olona iray…tohiny
Mpandrafitra: (rafitra) a.: Mpiasa manao ny rafitra (fanamboarana' hazo hatao trano, varavarana, ngorodona) ho antom-pivelomany.…tohiny
