Ampidiro aloha ny tenimiafina
Litera M
Mozika: (fr, musique) a.: Zavamaneno: Inona no mozika tao? ? Feon-javamaneno: Tiako ny mozika, ? Fahaizana mitendry…tohiny
Moziry: (fr, mesure) a,: Modely alain-tahaka: Misy moziry amidy eny amin'ny mangazay raha mitady ianao. ? Refy…tohiny
Mozy: na Mozimozy p.t.: Tsy Idnga, mikaviavia sy mitaredretra. - t.i.f.: Mimozy, mimozimozy, fimozy, mpimozy…tohiny
Mpahary: (ary) a.: Enti-milaza an'Andriamanitra izay nampisy, izany hoe nanao an'izao tontolo izao tamin'ny tsinontsinona.…tohiny
Mpaka: (aka) a.: Ireo antokon' olona miaraka amin-dRazazalahy maka an- dRazazavavy amin'ny andro fampakarana…tohiny
Mpamakilay: (uaky iay) a,: Olona mpialoha manokatra ny lalana amin'ny karazan-javatra samihafa ka mazàna misetra…tohiny
Mpamaritra: (faritra) a.: Sokajin-teny enti-mamaritra, izay mitsinjara ho karazany ma-ro: mpamaritra milaza toetra…tohiny
Mpamendrofendro: (fendrofendro) a.: Olona tsy tonga hanala na hampihena ny alahelo raha misy manjo, fa vao mainka koa…tohiny
Mpamerindra: (cerina ra) a.: Anarana omena ny lalandra izay mamerina ny ra avy namelona ny tena rehetra ho any amin'ny…tohiny
Mpamonjy: (uonjy) a.: Olona izay manavotra amin'ny loza nahazo. ? Entin'ny Kristianina hilazana an'i Kristy nanavotra…tohiny
Mpamorona: (forona) a.: Entimilaza olona manamboatra na manao zavatra tsy mbola nisy teo aloha: Betsaka ankehitriny…tohiny
Mpampakatra: (akatra) a.: Teny enti-milaza an-dRalehilahy mpampaka-bady, izany hoe mampiditra ara-dalàna vehivavy…tohiny
Mpampandotso: (lotso) a,: Olona fatra-panome fo, na mampirisika hiady na ho tezitra.
tohiny
Mpampanoa: (lalàna) a.: Mpanao fanjakana ambony amin' ny raharaham-pitsarana, ka ny andraikiny dia ny mitsikera…tohiny
Mpampianatra: (anatra) a.: Antokon'olona manoro sy mampitombo fahaizana an' ireo tsy mahay na tsy mahalais, antsoina…tohiny
Mpampiankina: (ankina) a,: Sokajin-teny entina mampiankina teny fameno amin'ny matoanteny (mikapoka amin' ny tehina).…tohiny
