Litera T

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tsidakadaka: a.: Mitovy amin' ny Dakadaka. tohiny
Tsidanoka: a: Mitovy amin'ny hoe Danoka. tohiny
Tsidihina: (tsidika) mt. ih. (tsidiho): Vangiana fa sendra nandalo teo akaiky ny tena; vangiana: Tsidiho i Nenitoanao…tohiny
Tsidika: a: Karazan-gidro madinika (Cheirogaleus milii). tohiny
Tsidika: a.: Fisehoan'ny loha eo am-baravarana nefa tsy miditra ny tena; famangiana miserana; ilazana koa ny…tohiny
Tsidilahy: (Btm) a.: Anaram-bibikely sahala amin'ny voalavo. tohiny
Tsidimy: (Btm) a.:Anaran-javamaniry mandady amin'ny hazo. tohiny
Tsidiny: (Btm) a.: Anaram-bahy karazany iray. tohiny
Tsidradra: na Tsidradraka a.: Teny ilazana toetra maro, toy ny an'ny biby mitsangam-bolo, ny zavatra mikorontana…tohiny
Tsidradraina: na Tsidradrahina (tsidradra) mt, ih. (tsidradrao, tsidradràho): Aingaina ho avo. tohiny
Tsiefatrefatra: p. mt.: Milahatra manao antokony efatrefatra avy: Milahara tsiefatrefatra ianareo, fa malalaka ny arabe.…tohiny
Tsienimposa: a: Karazan-kazo misy tsilotsilony hatrany ampotony ka hatrany an-tendrony (hany ka tsy anihin'ny fosa),…tohiny
Tsieninenina: p. mt.: Enti-milaza filaharana enina enina. tohiny
Tsifa: a.: Ny mivohitra amin' ny tenona (na tenany na fahany) ka manaratsy ny endriny. tohiny
Tsifahipahitra: a: Jer, Fahitra. tohiny
Tsifaka: p.t.: Vaky misalasaka na vaky misasaka. 6 t.i.f.: Mitsifaka, fitsffaka. tohiny
Tsifaritsoka: a.: Karazan'ahitra. tohiny
Tsifatifaty: a: Lalao fanaon' ny ankizy manao "matimaty" ka valala no ataony faty alevina. tohiny
Tsifidianana: a: Karazam-basy iray nisy teto amintslka fahizay. tohiny
Tsifitofito: p. mt.: Enti-milaza filaharana fito fito: Nalalaka ny arabe ka afaka nilahatra tsifitofito ny mpianatra.…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0123