Ampidiro aloha ny tenimiafina
Litera T
Tsendrina: a.: Karazam-bibikely mihinana sy mandoaka ny voankazo, indrindra ny voam-boatavo; misy milaza fa ny…tohiny
Tsentsefina: (tsentsitra) mt. ih. (tsentsefo): Trohina: Tsentsefin'ny renitantely ny voninkazo.
tohiny
Tsentsenana: (tsentsina) mt. ih. (tsentseno): Asiana tsentsina: Tsentseno tsara ny lavaka.
tohiny
Tsentsina: a: Zavatra entina hanampenana loaka na vava lavaka na vava tavoahangy, tampina: Afaka ny tsentsintavoahangy.…tohiny
Tsentsitra: a.: Fitrohana ranonjavatra amin'ny vava; fitrohana ny ao anaty zavatra. - t.i.f.: Tsentsefina, atsentsitra,…tohiny
Tsepoka: p. t.: Feno hipoka, mitafotafo, avo loba: Tsepoky ny vary ny sobika / Tsepoky ny mpiangona ny trano…tohiny
Tsepotsepony: p. t.: Fohy vaventy, vaventy dongadonga fa botry (fiteny amin'ny ankizy indrindra sy ny biby).
tohiny
Tseroka: a.: Menaka na ilo avy amin-'ny -tanantanamanga ka atao fampivalanana na famalanana: Tokony hisotro tseroka…tohiny
Tseroka: a.: Loto mipetaka amin'ny tena na ny fitafiana; tsikoko: Koseho tsara ny sandrinao fa mbo!a be tseroka.…tohiny
Tsetahana: (tsetaka) mt. pdr. (tsetaho): Asiana (zavatra) mipetaka tuera, tsatohana (zavatra) eo afovoany tsara,…tohiny
Tsetaka: p.t.: Mipetaka tsara, mitsatoka tsara eo afovoany, tafiditra avy hatrany. / h.o,: Falifaly, miramirana.…tohiny
Tsetokakanjo: a: Ilay telo zoro amin'ny lobaka izay misy fidiran'ny bokotry ny pataloa ka mitazona azy tsy hiborotsaka.…tohiny
Tsetra: a.: Feo kely avy amin' ny fipaikan'ny molotra amin'ny nify ka atao mariky ny alahelo na fangorahana:…tohiny
Tsetsahana: na Tsetsahina (tsetsaka) mt, ih. (tsetsaho): A-rehitra.
tohiny
Tsetsaka: p. t.: Malaky mandray afo, mirehitra toy ny mena-ka, vanja. 1 h,o.: Mailaka er? hilaza zavatra na hamaly…tohiny
Tsetsatsetsa: a.: Firefodrefotry ny afo notondrahan-drano na menaka ka mitsotsotsotso ary midonaka; fipitripitriky…tohiny
