Litera T

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tsikiakia: p. t.: Be hatsikana, be vazivazy, tia vosobosotra, tia sangy. i t. if.: Tafatsikiakia l mitsikiakia,…tohiny
Tsikibe: a.: Anaram-borona. tohiny
Tsikifikifika: Mitovy amin'ny Hifikifika. tohiny
Tsikikikiky: Jer. Kikikiky. tohiny
Tsikilo: a.: Fanaovana ara-maso sy fihainohainoana izay ataon'ny hafa, nefa tsy hitany. ~ Fitiliana, fizahana…tohiny
Tsikiloina: na Tsikilovina (tsikilo) mt. th, (tsikiloy, tsikilovy): Atao ara-maso: Tsikiloin'io olona io daholo…tohiny
Tsikintsikina: a.: Fitikintikina, fidihindihina, fisehoana ho zavatra, fiangentsanana amin'ny fomba famindra sy ny…tohiny
Tsikirity: a.: Voronkely mitovitovy bika amin'ny fody, fa kely ary matetika miara-dia aminy saingy mpanara-dia…tohiny
Tsikirity: a.: Zavamaniry mandadina fihinan-dravina (Mussoenda arcuta). tohiny
Tsikirovana: a.: Jer. Tsikorovana. tohiny
Tsikoboka: a.: Bibikely an-drano, karazana fandiorano. malifaliana na indraindray tohiny
Tsikobokobondanitra: a.: Zavamaniry misy raviny bebe no-fo. tohiny
Tsikobona: a.: Karazan-kazo madinika mamoa menamena mipetaka avy hatrany amin' ny taho. tohiny
Tsikofokofoka: a.: Fihetsiketsika; fitsipatsipaka, fitrifantrifana. - t.i.f.: Tafatsikofokofoka 1 mitsikofokofoka,…tohiny
Tsikohokoho: (Btm) a.r Anaram-boron-dia sahala amin' ny akoho. tohiny
Tsikohonkohona: Mitovy amin'ny Kohonkohona. tohiny
Tsikoinkoina: a.: Zavamaniry fanaovana fanafody. •Koinkoina, taraina misy moimoy. i t.i.f.: Tafatsikoinkoina 1 manatsikoinkoina,…tohiny
Tsikoitra: a.: Hazo boribory sady mbola tanora fanao eo afovoan'ny trano tomboka mba hanohana ny hazofisaka mitana…tohiny
Tsikoko: a.: Loto mitankosina amin'ny hoditra; tseroka. i t.i.f.: Tsikokoina. - F.-p.: Mihaingo ambony tsikoko:…tohiny
Tsikokoina: (tsikoko) p.t.: Be tsikoko, tserohina. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0123