Litera T
Tsifolofolo: p. mt.: Enti-milaza filaharana na fanokoana folo folo avy:Natokony tsifolofolo ireo voanjo kely namidin…tohiny
Tsihanihany: a: Vazivazy ilalaovana, vosobosotra izay indraindray entina hanarabiana. - t.i.f.: Mitsihanihany.
tohiny
Tsihifina: (tsihika) mt. ih. (taihifo): Alaina tsikelikely ambara-pahafongany, ambarapaharitrany: Notsihifiny tao…tohiny
Tsihika: a.: Fakana (zavatra) tsikelikely ka fongana no fiafarany, ~ Fakana hazandrano amin'ny tandroho. - t.i.f.:…tohiny
Tsihina: (tsika) mt. ih. (tsiho): Tantavanina: Tsiho tsara ny rano fa toa maloto izy izany. ~ Lanina, alaina…tohiny
Tsihitafototra: a.: Anaran-javamaniry misy tahony madinika ohatra ny horona ka mandadina eny ambony ahitra eny; tsy…tohiny
Tsihy: a.: Tahon-javamanirY madinika — toy ny zozoro na ny herana na harefo — voarary ka atao lafika hipetrahana…tohiny
Tsika: a: Hazo maromaro atsatoka (1,50 m ny haavony ary 0,08 m ny elanelany avy) izay amatorana tsorakazo na…tohiny
Tsika: a: Fivoahan'ny rano tsikelikely — zara raha hita — manamika na manorika avy ao anaty tany. 1 t.if.:…tohiny
Tsikabokaty: p. t,: Malemilemy, osa, mihoz?ngozana.
tohiny
Tsikadraha: a: Zavamaneno kasohina izay toy izao: volotsangana miss, tonony anankiray no alaina, ka hatreo amin'ny…tohiny
Tsikafara: a.: Karazana voady amoriam-bahoaka sy anaovana lanonana lehibe, fanao in- ~ drindra any amin'ny Betsimisaraka.…tohiny
Tsikakakaka: a.: Hehy mafy sady lavareny. F• Feon'akohovavy raha misy zava-manaitra na mampitahotra azy. - t.i.f.:…tohiny
