Litera T

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tsetsetra: a: Fifandrirodrirotan'ny hozatra amin'ny te-na; havizanana, hasasarana, mazàna fambara fa hanavy. -…tohiny
Tsetsoka: p.t.: Be resaka, vavàna sy maila-bava eo am-piresahana. - t.i.f.: Tafatsefoka 1 mitsetsoka, fitsetsoka,…tohiny
Tsetsotsetso: a.: Mitovy amin' ny Tsetsoka. tohiny
Tsevoka: a: Karazan-javamaniry misy tsilony manindrona raha vao mitsiry ary mitovitovy amin'ny tenina. tohiny
Tsi-: a) Tovona mahatonga ho anaran-javatra na toetra rehefa atao eo alohan'ny ft. voalohany: Tsikoko, tsilaiko.…tohiny
Tsia: p, mt,: Teny fandavana fanao amin'ny vaiinteny: Tany an-tsena ve ianao aninaraina? — Tsia. Indraindray…tohiny
Tsiafakomby: a.: Karazan-kazo madinika misy tsilony maranitra fanaon'ny olona fefimboly. tohiny
Tsiahina: (tsiaka) mt. ih. (tsiaho): Triarina. tohiny
Tsiahy: a: Fahatsiarovana, embona: Enyl lasa izy izay... — Tsiahy sisa... Tsiahy resy, tsiahy ory sy tomany.…tohiny
Tsiaka: p. t.: Triatra. - t.i.f.: Tsiahina, atsiaka, voatsiaka, tafatsiaka I manatsiaka, fanatsiaka, mpanatsiaka…tohiny
Tsiakondrokondro: a: Karazan-javamaniry tsara tarehy anisan'ny orkidea (Angroecum superbum) tohiny
Tsialahy: s.o.: Ry zalahy, lehiretsy: Nahoana, tsialahy, no tsy nolazainareo izany e! tohiny
Tsiambaimbay: p.t.: Tsy feno, tsy ampy. tohiny
Tsiambaratelo: a: Zavatra afenfna tsy tiana ho fantatry ny be sy ny maro ka tsy lazaina afa-tsy amin'ny olona itokiana…tohiny
Tsiambohibatana: a: Karazana voahangy mangamanga. tohiny
Tsiambolo: a: Angely kely mbola tsy ary elatra. 1 h.o,: Ilazana olona tsy misy volo, na mariry; sola vantony. tohiny
Tsiamponga: a.: Karazan-damba nampidirin'ny Arabo teto fahizaY. tohiny
Tsianaby: p.t.: Isika rehetra. (Rehefa misy mievina dia hoy ny olona manatrika hoe: "Velona", ary hoy kosa ilay…tohiny
Tsianaranana: a.: Anaran-kazo iray izay tsy azo ihinanana betsaka ny voany; tsy azo anaranam-po fa mankarary ny vava.…tohiny
Tsiandravina: a.: Anaran-javamaniry tsisy ravina, atao koa hoe: Tsibolo na tsobo-10 (Hernonia scopia). tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0121