Ampidiro aloha ny tenimiafina
Litera T
Tsilalantany: p. t.: Be dia be izaitszy, sesehena: Vahoaka tsilalantany no tao an-tsena aninaraina.
tohiny
Tsilamodamoka: p.t.: Jer. La-moka.
tohiny
Tsilany: a.: Fomba fandry ka ny lamosina no atao ambany, izany hoe ny maso miandrandra ambony. 1 Fitoeran-javatra…tohiny
Tsilaolao: a.: Kilalao madinika natao hanarian-dia sy hialana voly: Ny kindriandriana dia tsilaolao natao ho an'ny…tohiny
Tsilasilasy: a.: Tsiredareda, danesaka, tavozavoza. 1 Atsilasilasy, tafatsilasilasy ) mitsilasilasy.
tohiny
Tsileondoza: a.: Karazam-bakana niambozonan'ny olona fahiny na nataony tamin'ny tanany na ny tongony mba hiaro azy…tohiny
Tsililalila: a.: Doladola, tolatola eny am-pandehanana na eo am-pipetrahana. - t.i.f,: Mitsililalila, fitsililalila.…tohiny
Tsilo: a. Fanazavana. - t.i.f.: Tsilovina, atsilo, voatsilo / mitsilo, fitsilo, mpitsi-10 / itsilovana, fitsilovana…tohiny
Tsilo: a.: Zavamaniry misy toy ny fanjaitra maso maranitra manindrona eny amin'ny vatany: Mamy tokoa ny voantsilo…tohiny
Tsiloina: (tsilo) mt. ih. (tsiloy): Asiana tsilo: Tsiloy ity lalankely ity mba tsy handehanan'ny mpangalatra.…tohiny
Tsiloliloly: a.: Fivalanana mitsiranorano maditidity ohatra ny rehoka. - t.i.f.: Mitsiloliloly, fitsilollloly,
tohiny
Tsilopilopy: a.: Fipipiza-maso; fip endramp en dran -kazavana der. Lopilopy). - t.i.f.: Mitsilopilopy.
tohiny
Tsilotidotika: p. t.: Maloto.i t.i,f•: Mitsilotidotika, fitsilotidotika.
tohiny
Tsilovina: (tsilo) mt. ih. (tsilouy): Hazavaina, omena hazavana: Tsilouy ireo ankizy ireo fa ratsy ny lalana. tohiny
Tsimahalatsaka: a.: Anarana hafa ilazana ny tsimperifery.
tohiny
Tsimahatafitena: a.: Anarana ilazana ny tsindrahaka raha mbola kely.
tohiny
Tsimaitompangady: a.: Karazan-javamaniry azo akana loko angana (Indigo fera thymoides).
tohiny
