Litera T

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tsimondrimondry: p.t.: Fohy rantsan•tanana, izay sady kely no tsy tonga volana. 1 a.: 1) Olona mitavozavoza, mikisinkisina.…tohiny
Tsimozimozy: Jer. Mozimozy. tohiny
Tsimpandrifandry: p. t.: Tsy mbola vita hentitra tsara. tohiny
Tsimparifary: a.: Karazan'ahitra toy ny ahidratsy izay miara-maniry amin'ny vary: "Na hikambana sy hiray ka hivady…tohiny
Tsimpasika: a.: Karazam-pasika. tohiny
Tsimpefe: na Tsipefe a.: Karazam-balala salasalany fa nofonofosana, mafimafy; ny volony saiky mena tanora, misy…tohiny
Tsimperifery: a.: Zavamaniry masiatsiaka ny voany toy ny dipoavatra vahiny, izay atao koa hoe tsimahalatsaka. tohiny
Tsimpimpina: a,: Karazan'ahitra fanao ody folaka na mioritra. tohiny
Tsimpohafoha: a.: Dongon-tany kely ataon'ny kankana na ny bibikely hafa mivoaka avy any anaty tany. - t.i.f.: Tsimpohafohazina,…tohiny
Tsimpohafoha: a.: Zavamaniry karazan'ny mihoronkorĂąna fa kely. tohiny
Tsimpohafohazina: (tsimpohafohazina) mt ih. (tsimpohafohazy): Enti-milaza ny tany ataon'ny bibikely mitsitokotoko eny…tohiny
Tsimpona: a,: Fakana zavatra tsy indray mandeha fa imbetsaka; fandraisana tsirairay hatrany; fantina; fifantenana…tohiny
Tsimponina: (tsimpona) mt. ih. (tsimpony): Alains tsirairay: Notsimponiny ireo vakana niraraka tamin'ny tany. 1…tohiny
Tsin-: Tovona fanaovana fototeny faharoa manamafy ny hevitry ny fototeny voalohany: Tsingerina (herina), tsinjara…tohiny
Tsinabo: (tsabo) mt. ih. misy tsofoka in: Voatsabo, tsaboina, karakaraina mba ho sitrana: Betsaka izay olona…tohiny
Tsinaika: (tsaika) mt. ih. misy tsofoka in: Voatsaika, tsaikaina, tsaikafina, fantenana: Ny voa e fa notsinaika…tohiny
Tsinaikanaika: Mitovy hevitra ary mitovy fiovana endrika amin'ny Naikanaika. tohiny
Tsinainaina: ft.: Toetran'ny olona na biby nosesefan-kanina. i t. Mitsinainaina, fitsinainaina. tohiny
Tsinainy: a.: Hazo kely mampitohy ny hazofisaka anankiroa. tohiny
Tsinaka: sy Tsinatsinaka a.: Fibontsin'ny kibo (toy ny an' ny vehivavy bevohoka). - t.i.f.: Mitsinaka, fitsinaka.…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0125