Litera T

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tsimbina: a.: Tandrina, karakara, ahy. - t.i.f.: Tsimbinina, atsimbina, voatsimbina / mitsimbina, fitsimbina,…tohiny
Tsimbinina: (tsimbina) mt. ih. (tsimbino): Karakaraina tsara, ahina fatratra: Notsimbininy ny asany ka nisondrotra…tohiny
Tsimboa: (Btl) a.: Teny ilazana ny omby manombokamitsiry ny tandrony. tohiny
Tsimbohitra: a.: Fanoherana ny manam-pahefana. - t.i.f.: Atsimbohitra, voatsimbohitra, tafatsimbohitra / mitsimbohitra,…tohiny
Tsimbolavola: a.: Karazam-balala vasobaso-bolo (Catantops debilitalus). tohiny
Tsimbotry: a.: Anarana orne-na ny valala adrisa mbola kely ka tsy tonga elatra fa man-'dady sy mitsipitsipika fotsfny…tohiny
Tsimdelo: a.: Karazan-kazo fanaovan-trano (Calophyilum). tohiny
Tsimezaka: a.: Bozaka. tohiny
Tsimiasa: a.: Anaram-bositra o-mena ny mpiandry omby any an'efitra. 1 Anaran-tavoahangy lehibe. tohiny
Tsimihety: a.: Anaram-poko lehibe monina amin'ny faritra latsaka anivon'ny tanin' ny Antankarana, avaratra; ny…tohiny
Tsimihorirana: a.: Anarana nilazana fahiny ny vehivavy izay manao ho antom-pivelomana ny fivarotan-tena. tohiny
Tsimikatona: a.: Haban-tanana, firavaka fanao amin'ny hato-tanana izay tsy mihaona ny tendrony roa. ΒΆ M.h.: Fehin-tanana…tohiny
Tsimilanjavatsy: a.: Anarandamba zandiana misoratsoratra. tohiny
Tsimina: a.: Herana voarary sy voalahatra amin'ny vakfn-kazo solom-barivary atao tafontrano. - t.i.f.: Tsiminina,…tohiny
Tsiminina: (tsimina) mt. ih. (tsimio): Rarina sy alahatra amin'ny varivariny atao tafontrano. tohiny
Tsimintsimina: p.t.: Falifaly, ravoravo, mitsikitsiky. - t.i.f.: Atsimintsimina, tafatsimintsimina 1 mitsimintsimina,…tohiny
Tsimirango: a.: Omby lava tandroka. tohiny
Tsimiranja: (Tsm) a.: Hazo ahazoana fingotra. tohiny
Tsimody: a.: Anarana bibikely. tohiny
Tsimoka: a.: Laingon-javamaniry vao mitranga. 1 Fahavakiam-bazan-javamaniry vao mitsiry. - t.i.f.: Tafatsimoka…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0119