Litera T

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tsikombakomba: a.: Teny ifanomezana miafina, tetika iraisana any an-takona: Nanao tsikombakomba ianareo roa lahy ka…tohiny
Tsikona: a.: Anaran-kafa ilazana ny ondrindrano. tohiny
Tsikondry: o.: Anarana karazam-balala. tohiny
Tsikonina: a.: Kilalao fanaon' ny ankizy taloha rehefa tonga ny fety lehibe toy ny fetim-pirenena: izy ireo no…tohiny
Tsikononkonona: Mitovy amin'ny Kononkonona. tohiny
Tsikorovana: a.: Karazam-boronkely tsara tarehy, misy sangany, manga feo. tohiny
Tsikotana: a.: Mitovy amin'ny Kotana. tohiny
Tsikotrokotroka: a,: Mitovy amin'ny Kotrokotrobato. tohiny
Tsikovoka: a.: Anaram-bibikely any anaty rano tahatahaka ny voangory ka lavalava boribory ny tenany sady voarakotra…tohiny
Tsikoza: a.: Karazam-borona lava fingotra toy ny vano. tohiny
Tsikozakoza: a.: Hozohozo, taredretra, tsiredareda, fitadiavam-pivelomana ats$' arys. 6 Li. f.: Tsikozakozaina, tafatsikozakoza…tohiny
Tsikozakozaina: (tsikozakoza) mt. ih. (tsikozakozày): Atao am im-p itsi r e dar e dana. tohiny
Tsiky: a.: Hehy somary mampihataka kely fotsiny ny tendro-molotra roa ka mampise- ho hamiranana na atao ho…tohiny
Tsilafolafo: Mitovy amin'ny Lafolafo. tohiny
Tsilaiko: Jer. Laiko. tohiny
Tsilailay: a.: Fivadibadika, fitsimbadimbadika amin'ny tany ohatra ny ataon'ny ankizy na ny biby sasany toy ny…tohiny
Tsilaingalainga: a,: Lainga atao toy ny kilalao amin'ny fodiana manao izao na izao. tohiny
Tsilaitra: a.: Karazan-kazo fanao tehina, zaran'angady na zaram-pamaky. tohiny
Tsilakolako: Jer. Tsilaiko. tohiny
Tsilaky: a.: Ahitra anaovana fisotro mahatonga ho sahisahy sy tsy ho menamena-poana. - F.-p,: Misotro tsilaky:…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0118