Litera t
Tsaika: a.: Fifantenana atao amin'ny voan-javatra madinika toy ny vary; fanivanana izay vos tsars; fanesorana…tohiny
Tsaikana: na Tsaikafina (tsaika) mt. ih. (tsaikao, tsaikafo): Fantenana; esorina ny vato kely miaraka amin'ny,..:…tohiny
Tsaikona: a.: Ilay famindra ataon'ny soavaly raha tsy manipy tanana izy. ? h.i.: Hazakaza-madinika, famindra mipitipitika…tohiny
Tsaikonina: (tsaikona) mt. ih. (tsaikony): Ampandehanina manao hazakaza-madinika.
tohiny
Tsaingaroroka: a.: Firarian-tsoa atao amin'ny zaza izay mie-vina, ka ny heviny dia hoe: Aoka hitsainga sy haroroka.…tohiny
Tsaingohina: (tsaingoka) mt. ih. (tsaingohy): Kaikerina tombohina amin'ny vava, toy ny fanaon'ny akoho: Notsaingohin'ilay…tohiny
Tsaingoka: a.: Anaran'antokomiaramila mpiambina ny andriamanjaka fahiny, izay nanaraka azy raha nisy dia nalehany.…tohiny
Tsaingoka: a.: Fanaikerana mitomboka, atao amim-pahakingana dia mihataka, toy ny fanaon'ny vavan' akoho. - t.i.f.:…tohiny
Tsaitsainy: na Tsaitsaim-bary a.: Enti-milaza ny vary 'mby eo amin'ny ambaratonga faharoa amin'ny fitotoana azy,…tohiny
Tsaka: ft.: Feo re amin'ny fandidiana zavatra rasaina na lamba tapahina amin'ny antsy maranitra, na amin'ny…tohiny
Tsaka: ft.: Fitana rano amin' ny firobohana ao anaty rano. I t.i.f.: Mitsaka, fitsaka, mpitsaka / itsakana,…tohiny
Tsaka: ft.: Fakana rano eny andoharano. - t.i.f.: Antsakaina ( mantsaka, fantsaka, mpantsaka ( antsakana, fantsakana…tohiny
Tsakatsaka: a.: Fandehanana miditra any anaty lobolobo izay heverina ho misy lolo na vazimba; fivezivezena amin'…tohiny
Tsakitsaky: a: (taloha) Entimilaza ny vary nomena an' ireo "velona", izany hoe ireo afaka soa aman-tsara tamin'ny…tohiny
Tsako: a.: Fanapotipotehan'ny nify ny sakafo ao am-bava: Manao tsakon'ondry, - t.i.f.: Tsakoina, atsako, voatsako,…tohiny
Tsakoahina: a.: Fikainkon'ny hendratrendrany mampisaraka ny tratra sy ny kibo tainpoka ka mahatonga feo hafahafa…tohiny
