Litera t
Tsakoaka: a.: Feo re raha misy zavatra Inhibe mianjera ao ahaty rano, na raha sintonina hiala avy ao anaty fotaka…tohiny
Tsakoina: (tsako) mt. ih. (tsakoy): Potipotehina amin'ny nify ao am-bava: Tsakoy tsara ny zavatra haninao mba…tohiny
tsaky: tsaky na tsakitsaky : zava-pihinana matetika ivelan'ny fotoan'ny sakafo telo isanan'andro (maraina,…tohiny
Tsambikimbola: a: Fitsambikinana fanaon'ny ankizy ka mitakoko ny tenany amin' izany, ary miforitra ny ranjony.
tohiny
Tsambikina: a.: Fihoaran'ny tongotra iray na ny tongotra roa indray miaraka mafy, na misy fefy ihoarana na tsia.…tohiny
Tsamontsamona: a.: Fitsakoana aharenesana ny fitsefotsefotry ny molotra. - t.i.f.: Tsamontsamonina, atsamontsamona,…tohiny
Tsamontsamonina: (tsamontsamona) mt. ih, (tsamontsamby): Hanina ka hatao mitsefotsefotra ny molotra.
tohiny
Tsanaka: sy Tsananàka p.t.: Enti-milaza ny menaka manorika avy amin'ny hena matavy. - t.i.f.: Atsananàka, voatsananàka,…tohiny
Tsangambato: a.: Vato ajoro ho fahatsiarovana miaramila maty an'ady tany lavitra ka tsy hita ny taolambalony: Vorodamba…tohiny
Tsangambava: a.: Lovia kely lalina aty fasiana rony, atao koa hoe tsatokaty.
tohiny
Tsangan-tanana: fifidianana tay atao amin'ny latsa-bato fa amin'ny fananganan-tana- na fotsiny.
tohiny
Tsangana: a.: Fijoroana; ny bika eo am-pijoroana; haavo; halava hatrany am-paladia ka hatrany an-tampon-doha.…tohiny
Tsanganana: a.: Bika. • h. i: Bikan'olona mijoro lava. ? p. t, : Bikana.
tohiny
Tsanganolona: a.: Anaram-bola farantsa volafotsy izay misy sarin'olona telo mitsangana.
tohiny
Tsangantandroka: Jer. Kalanga.
tohiny
Tsangilihily: (Ski) a.: Biby andranomasina tahaka ny hatrotro.
tohiny
