Litera m

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
M: Tarehintsoratra faharoa ambin'ny folo ary renisoratra fahasivy amin'ny abidy malagasy. Ahitsio
Ma: a.: Feon'ny omby izay somary mitarotaroka no mafy; fitrenan'ny omby. - t.i.f: Mima, fima, mpima ! mahama 1 marna, mimama. Ahitsio
Madama: (fr. madame) a: Teny iantsoana amim-panajana ny vehivavy manambady, miaraka amin'ny anarany na tsia: Tonga i Madama Rakoto. / Lasa nivoaka i Mcd am a, tompoko. Ahitsio
Madera: (dera) p.t: Teny ilazana zavatra manaitra ny maso amin'ny loko marevaka ananany na ny toerana avo misy azy: Madera er? izany akanjonao iz an y. Ahitsio
Maderadera: (dera) p.t: Manerinerina: Madera fatratra ir? trano an-tampon-kavoana i-r?. ? Tsara tazanina, marevaka, mirenty: Maclera er? ny haingon'it? trano it? izany. Ahitsio
Madiafo: na Mahadiafo a.: (tsy fampiasa loatra intsony) Veloma mandra-pihaona. mahadiafa be Ahitsio
Madikidiky: (diky) p.t: Sosotra, tofoka: Nadikidiky tamiko Rabe. - t.i.f.: Mahadikidiky. Ahitsio
Madiky: (diky) p.t: Sosotra, tezitra. • F.-p. (Btl): Ampela madiky: afa-manao ny tsy nampoizina en tin 'ny hasosorana. Ahitsio
Madilana: (dilana) p.t: Misy lempona kely eo afovoany ka mila ho tapaka. * Fiten.: Tsy misy madilana hotentenana na maito hotohizina: ara-bakiteny: (toy ny landy) tsy misy manify na kely andilana hofenoina na tapaka hotohizina; h.o.: Tsara sy feno tanteraka, tsy misy tsy ampy hampiana na simba hamboarina. Ahitsio
Madilo: (dilo) p.t.: Mahatsiaro mangintsingitsina any amin'ny sofina sy ny nify any noho ny feon-javatra nddilotra; mahasosotra amin'ny nify na amin'ny sofina: Madilo fa aza akasika amin'ny allia ny antsy. ? h.i.: Dombo (sa-tria raha vy dombo no akapa amin'ny vy hafa dia madilo). i t i.f : Mahadilo. a F.-p.: Madilo ny sofina: e-fa marenina ny sofiko (noho ny fandrenesana ilay zavatra lazafna imbetsaka loatra): Madilo ny sofina amin'ny resaky ny olona momba ny fi-ton d ran- tenanao. Ahitsio
Madina: na Madimadina p.t.: Mahimahina, maodimaody ka mitandrintandrina. - t.i.f•: Hamadimadirana.Madina (Bets.) p. mt.: Ihany, fotsiny: Manao akory e? — Soa madina Ahitsio
Madinika: p. t.: (na majinika, hoy ny fanononan'ny olona matetika) Kely, manify, marotsaka, tsy be maso: Sora tra madinika / Madini-koditava ny an kiz y. • F.-p.: Madini-bolo na madini-drendrika: madini-tenona. 1 Madini-drary: madfnipahana / Vola madinika: ireo vola metaly ampahan'ny ariary, izay nantsohra taloha hoe: vakim-bola, dia ny ventisikirobo, ny iraimbilanja, ny lasiroa, ny fitoventisivoa• mena, ny ilavoamena ary ny varlfitoventy; ankehitriny kosa, antsoina hoe vola me dfnika ireo vola metaly: ny roapolo ariary, ny ariary fo-Io, ny ariary efatra, ny ariary roa, ny ariary, ny ventisikirobo, ny iraimbilanja. Ahitsio
Madio: (dio) pi: Tsisy loto: Aoka hadio ny tranonareo. ? Mazava, azo itarafana: Madio mangalahala ny rano. ~ Tsy ntisy fangarony, tsy misy fahony: Volamena tena madio ity izany. / Amin'ny fo madio no ilazako izany aminao. • Tsy misy zavatra azo aniniana: Madio ny eritreritro ka tsy,raharahako izay lazainao. • h,i.: Foana, lany daholo, mafafa: Nataon'ny tontakely nadio ny tranony. ¶ M. h.: Tsisy pentina, azo itarafana, mangasohaso, mangarangarana, mangarahara, mangalahala, manganohano, mangatsakatsaka, mangatsohatso, manjopiaka, mangoratsaka, tsy misy loto, tsy misy fahofaho, tsy misy romoromo, tsy misy raorao, tsy a• rahin-katina. Ahitsio
Madiofila: a: Anarana fanasohasoana iantsoan'ny mpihinana azy ny saka. Ahitsio
Madiro: na Madilo a.: Anaran-. javamaniry misy voany marikivy (Tamarindus). Ahitsio
Madisa:[disa] Enti-milaza ny toetran'ny zavatra (tany, ahitra...) voahitsakitsa-dava, naleha matetika ka maosy: Andehanan'ny ankizy matetika eto ka madisa ny ahitra ¶ M.h,: Tomarosoka. Lany: Madisa ny vilon-tsoavaly. Ahitsio
Madisadisa: (disadisa) p.t.: Tsy tsara fa toa sorisorena be ihany: Tsy marary aho akory fa madisadisa noho ny hafanana Ahitsio
Maditra: (ditra) p, t.: Be ditra, mikiry tafahoatra hanao araka ny heviny ihany na dia fantatra fa tsy marina sy tsy tsara aza: Lahiantitra maditra, tsy mbola nahita ohatra azy io aho. • Minia manao ny tsy mety sy ny tsy tsara na dia tenenina lava izao aza: Zazalahy maditra iny fa mpisotro sy mpiloka ka tsy azonay ekena ho vadinao. ¶ M.h.: Mafy hatoka, mafy loha, mafy sofina, be bohihy, be marenina, donto, kirina, be kiry, be tohika, be dohika, kizitina, kafiry, madity, makikitra, be di-doha, mafy tadiny, mafy kitroka, mihizihizy, mahery loha, mahery vaika, mahery setra, mahery zaka, mahalava vava, manata-bava, matevin-koditra, mitsivalam-pandry, mahafotsy teny, mamotsy rora, tsy azo anarina, tsy hay toroana, tsy azo tenenina, tokam-bolana, tsy misy famavany, tsy andairan'anatra, tsy maty manota, tsy azo akisoka, tsy laitra akisoka, tsy azo atao ahoana amin' ahoana. Manao ditra, manao botraika, mitompo teny fantatra, manao ambaton'ikaky, manao amboa ditsoka, manao ambodihidy. Ahitsio
Madiva: (diva) p.t.: Efaho, kely sisa dia... tsy ho ela intsony dia...: Madiva hilentika ny masoandro. i t. i f : Manadiva. Ahitsio
Madonda: (donda) p. t: Enti-milaza zavatra mavesatra, noho ny lanjan'ny tenany mihitsy fa tsy noho ny habeny na ny habetsahany; sady matevina no mavesatra. Ahitsio