Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mitampify: (tampify) mt. s. (mitampifia): Mitampisaka miery eo anila: Aza mitampifY amin'ny vody hazo rehefa avy…tohiny
Mitampina: (tampina) mt, s.: Misy tampina, izany hoe misy sarona na tsentsina na sakana: Mitampina ny mason'ny…tohiny
Mitampisaka: (tampisaka) rat. s. (mitampisaha): Miraikitra amin-javatra iray ka toa mipetaka na mifetaka amin'io…tohiny
Mitampody: (tampody) mt. s. (mitampodia): Miverina amin'ny toerana Malaria ny andro niaingana ihany. tohiny
Mitampoka: (tampoka) mt, p.: Miampy rano: Nitampo-drano ity ronono ity izany. tohiny
Mitana: (tana) mt. p. (mitàna): Mangeja na mitondra zavatra eny an-tanana: Nitana ny satrony tamin'ny tanany…tohiny
Mitanàka: (tanàka) mt. s.: Mitanatana vava noho ny figagana eo anoloan'ny zavatra mahazendana. tohiny
Mitanatana: (tanatana) mt. s.: Misokatra tanteraka (filaza amin'ny varavarana, vava, lavaka): Ny masony nivontirika,…tohiny
Mitandahatra: (tandahatra) mt. s.: Nilahatra lava mitandavana: Ar? misy trano telopolo mitandahatra. tohiny
Mitandavana: Tomandavana (tandavana) mt. s.: Entl-milaza zavatra milahatra manaraka ny lavany, manao tohy lava: Nitandavana…tohiny
Mitandrantandrana: (tandrantandrana) mt. s. (mitandrantandràna): Mijery miherikerika etsy sy eroa toy ny olona bado. tohiny
Mitandrendrena: (tandrendrena) mt. s.: Manao adaladala, mitaraik.iraiky. tohiny
Mitandrina: (tandrina) mt. s. (mitandrema): Mampifantoka ny saina amin'ny zavatra iray ka manao izay rehetra azo…tohiny
Mitandro: (tandro) mt. s. (mitandrova): Mitan drina, mitsimbina, miraharaha (fiteny amin'ny voninahitra, henatra,…tohiny
Mitanesaka: (tanesaka) mt. s,: Mandeha mitsikamokamo, mivaroraka sy mitaredretra, tohiny
Mitangary: (tangary) mt. s.: Manampoka amin-kafetsena; mamitaka, tohiny
Mitangazona: (tangazona) mt. s.: Mitana, mihazona: Nitangazona ny akanjony ilay kirihitra. tohiny
Mitangerina: (tangerina) mt, s,: Misangodingodina, mitambolimbolina. tohiny
Mitangezaheza: (tangezaheza) mt. s.: Mijanona mijoro tsy mandroso tsy mihemotra, miahanahana mijoro, mangezaheza: Nahoana…tohiny
Mitangirika: (tangirika) mt s.: Loaka, misy hirika amin'ny vody rindrina na amin'ny fefiloha: Nantsoina ny fokonolona…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0236