Ampidiro aloha ny tenimiafina
Litera M
Mitsaingoka: (tsaingoka) mt. p. (mitsaingoha): Manaikitra mitomboka toy ny ataon'ny vavan'ny boloky, akoho...
tohiny
Mitsaitsaika: (tsaitsaika) mt. s. (mitsaitsaiha): Mandeha mora dia mors, mamindra tsy re amin'ny loha tongotra: Aoka…tohiny
Mitsaka: (tsaka) mt. s. (mitsakà): Mita rano amin'ny firobohana ao anaty rano: Eto no mitsaka ny olona fa sady…tohiny
Mitsaka: (tsaka) mt. s. (mitsakà): Enti-milaza zava-maranitra milentika, mitrobaka, miaraka amin'ny feo manokana.…tohiny
Mitsakatsaka: (tsakatsaka) mt. s. (mitsakatsahà): Mandeha miditriditra any anaty lobolobo izay heverina ho misy lolo…tohiny
Mitsakitsaky: (tsaky) mitsakitsakia): Mihinana tsakitsaky. * p. t. : Tsy mbola masaka tsara ka somary mafimafy. *…tohiny
Mitsako: (tsàko) mt. s. (mitsakoa): Manapotipotika ny hanina amin'ny nify: Mitsako hena. * F.-p.: Mitsako dilana:…tohiny
Mitsakoaka: (tsakoaka) mt. s. (f.s.b.): Mijanona iharam-pahavoazana: Nitsakoaka teo ny anao bah y.
tohiny
Mitsambikina: (tsambikina) mt. s. (mitsambikina): Miezaka mandingana mafy.
tohiny
Mitsamontsamona: (tsamontsamona) mt. s. (mitsamontsamoa): Manapoapoaka na mampitsefotsefotra ny molotra rehefa mitsako;…tohiny
Mitsananàka: (tsananàka) mt. s.: Miempo.
tohiny
Mitsangana: (tsàngana) mt. s. (mitsangàna): Miainga, mijoro eo ambonin'ny tongotra roa: Raha vao nantsoina ny anarany,…tohiny
Mitsantsana: (tsantsana) mt. s.: Maneno mikarantsana: Mitsantsana aoha izany er? ity lakolosy ity. ? Mahay vava no…tohiny
Mitsantselatra: (tsantselatra) mt. s.: Manelatra miserana saika tsy tra-maso.
tohiny
Mitsaoka: (tsaoka) mt. s. (mitsaoha): Miondrika no sady mananty tanana ho mari-panajana, raha miarahaba na manao…tohiny
Mitsaontsaona: (tsaontsaona) mt. s. (mitsaontsaonà): Miteniteny teny tsy voahevitra.
tohiny
Mitsaotsao: (tsaotsao) p, t.: Tsy misy tsirony sady toa mitsatsaka ao am-bava: Mitsaotsao izany mangahazo izany.…tohiny
