Litera M
Mitsindroka: (tsindroka) mt. p. (mitsindroha): Mitsaingoka voan-javatra eny amin'ny tany amin'ny vava: Aza avala…tohiny
Mitsindrona: (tsindrona) mt. s. (mitsindrona): Tsindronina; mitsabo tena amin'ny tsindrona: Mitsindrona isaky ny…tohiny
Mitsindry: (tsindry) mt. s.: Misy zavatra manindry, manapotsika: Efa mitsindry vato ue, rankizy, ny tsihy ihahazan'ny…tohiny
Mitsingadina: (tsingadina) mt. s.: Mianjera, mivarina: Nitsingadina tany an-tevana ny ombin-dRakoto, ka maty. ? Mikodiadia:…tohiny
Mitsingalahala: (tsingala) mt. s.: Mikofokofoka, mitrifantrifana ; miovaova, mivadibadika.
tohiny
Mitsinganga: (tsinganga) mt. s.: Miainga ny ilany iray: Misy mitsinganga ny uolonao.
tohiny
Mitsingatotra: (tsingatotra) mt, s.: Potraka ka miainga ny ilany vao mianjera; lavo ka mitsingadina mankany an-damosina…tohiny
Mitsingedana: (tsingedana) mt. s.: Mandry mivalampatra mitsotra toy ny amalo-maty; mivalandotra, mitsingadina: Mitsingedana…tohiny
Mitsingerina: (tsingerina) mt. s.: Miverina (enti-milaza andro na fotoana izay toa mihodina ka tonga amin'ny nialany…tohiny
Mitsingevina: (tsingevina) mt.s.: Misavilivily, mikipilipily.
tohiny
Mitsingevotra: (tsingevotra) p. t. (t.tr.): Mihevingevina.
tohiny
Mitsingidina: (tsingidina) mt. s.: Mikodiadia: Nitsingidina ny zazakely ka naratra mafy tokoa. • Mitsilailay, mitsinkasina:…tohiny
Mitsingilahila: (tsingilahila) mt. s.: Mirona, mirondrona, mivembena: Mitsingilahila ity andry ity ka atahorako hianjera.…tohiny
Mitsingina: (tsingina) mt. s. (mitsingina): Mandray amin'ny loha rantsana, mikasika kely foana: Nananosarotra er~…tohiny
Mitsingoana: (tsingoana) mt. s.: Mianjera ka ny ambany no lasa ambony.
tohiny
Mitsingoloka: (tsingoloka) mt, s. (mitsingoloha): Mirons ka ny loha no atao ambany ary ny tena sisa rehetra atao ambony:…tohiny
Mitsingozahoza: (tsingozahoza) mt. s. na p. t.: Reraka zara raha afa-mandeha, mihozangozana, mangozohozo: Mbola mitsingozahoza…tohiny
Mitsininganingana: (tsininganingana) mt. s.: Mipelipelika, mihindrahindra, mihavatravatra, mihefikefika.
tohiny
Mitsinjaka: (tsinjaka) mt. s. (mitsinjaha): Mandihy mitsambikimbikina, mihinjakinjaka, mitapolapolakatohiny
Mitsinjara: (tsinjara) mt. s.: Mizarazara ho tokony maromaro: Mitsinjara folo ity lahatsoratra ity.
tohiny
