Ampidiro aloha ny tenimiafina
Litera M
Mosavinkena: a.: Organa toy ny fonon'ireo fantsona madinika maro ikorianan'ny ra fotsy eran'ny tena ka mihazona ireo…tohiny
Mosavy: a.: Zavatra ataon' olona mety hanimba na hahafaty noho ny poizina na ny herin'ny ratsy ao aminy; vorika.…tohiny
Mose: na Ramose (fr. mon-sieur) a.: Teny iantsoana ampanajana ny lehilahy: Mose Rabeloha. Ny hoe Ramose dia…tohiny
Motaka: p. t.: Malemy, mohaka. * t.i.f.: Motahina, voamotaka / manamotaka, fanamotaka, mpanamotaka / anamotahana,…tohiny
Motraka: p. t.: Tana malemy, masaka loatra ka zary mohaka. ? h,o.: Ratsy, tsisy vidiny, tsizarizary (fa ny t,v.r.…tohiny
Motramotraka: p. t.: Malemilemy zary mohaka. ? hi,: Tsizarizary.
tohiny
Motsika: p.t.: Torotoro, potika, potsika, voatoto. - t.i.f.: Motsehina, voamotslka / manamotsika, fanamotsika,…tohiny
Moty: na Motinya,: Kitsambony miraikitra amin'ny kofehy na amin'ny lamba, romoromony: Tapaho any ireo motiny…tohiny
