Litera T
Tosaka: p. t.: Mitobaka any ivelany, miraraka na mihanaka noho ny habetsahany. ? Miparitaka eo am-pahavakiana.…tohiny
Tosidra: a.: Fanoheran'ny aritera amin'ny fanosehan'ny ra, ka raha mafy tsy mifandanja amin'ny_fonon'ny aritera…tohiny
Tosika: a.: Ronjina; ezaka atao mba hampivoaka olona amin'ny faritra iray, na hamotraka azy na handroaka azy:…tohiny
Tosy: a.: Fihetsehana miangolangola mba hanehoam-pitiavana na hierenam-pitia amin' ny olona ifampiresahana,…tohiny
Tosy: p.t.: Voakasika (ilazana ny kanety lalaovin'ny ankizy rehefa mifampikasika alohan'ny hidirany ao anaty…tohiny
Toto: a.: Famotipotehana zavatra amin'ny fanazerana misesisesy loha fanoto aminy: Toto uoanjo. 1 Fikosehana…tohiny
Totofana: Totorana (tototra) rat. ih. na pdr. (totofy, totory: Enti-milaza lavaka fenoina tany, na zavatra asiana…tohiny
Totoina: (toto) mt. ih. (totoy): Potipotehina amin'ny fanazerana misesisesy loha fanoto aminy: Totoina ny uoanjo.…tohiny
Totojanjina: sy Totozanjina a: Fihanjahanjana miseho vatana, tsy miakanjo. - t.i.f.: Mitotojanjina, mitorozanjina.…tohiny
Totokafo: p.t.: Voahodidin'ny afo. ? a.: Asa maika mora mifanontona tsy maintsy ha-tao tsy misy hataka andro.…tohiny
Totongana: a.: Toetran'ny zavatra (vilany, harona) mihilana na mihohoka ka raraka ny ao anatiny; fihenam-bidy;…tohiny
Totonganana: (totongana) mt. pdr. (totongano): Rarahana: Nototonganany ronono ny v Man- tsaka.
tohiny
Totoravoka: a: Toto vary be an-daona.
tohiny
Totorebika: a.: Dihy manao don-tongotra amin'ny tany tsy an-kijanona. - t.i.f• : Mitotorebika.
tohiny
