Litera T

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Toraka: ppk.: Tahaka, ohatra: Toraka ny any ny at9. tohiny
Toraka: a.: Fandefasana vato amin'ny tanana hahavoa zavatra na olona: Mahitsy toraka io olona io. / Fiantsampazana…tohiny
Toraka: a.: Fampitomboana isa iray amin'ny tenany ihany, ka raha ampitomboina indroa izy dia atao hoe toraka…tohiny
Torana: p.t.: Tsy mahatsiaro tena vetivety ka sady tsy mahare na inona na inona no tsy afa-manetsika ny te-na:…tohiny
Toranina: (torana) mt. ih. (torano): Atao izay hahatorana azy, izany hoe: tsy handrenesany maharary: Notoranina…tohiny
Torapasika: a.: Toerana feno fasika eny amoron-drano. tohiny
Toraraka: p.t.: Mipetrapetrapoana tsy manao na inona na inona, varimbariam-poana. ¶ M.h.: Torevaka. tohiny
Torebina: Torebiny (angl. treble) a.: Amin'ny hira misy feo maro, ilay fizarana ataona feon-dehilahy avo indrindra:…tohiny
Torendrena: Mitovy amin'ny Tandrendrena. tohiny
Toreo: a.: Feom-borona mitaraindraina; feo mampahonena; fiangaviana fatratra; hataka arahim-pitaraindrainana.…tohiny
Toreraka: Mitovy amin'ny Torevaka. tohiny
Toretra: p. t.: Enti-milaza ny voankazo vokatra mitangongo eny ambony hazo. ? Mikainkona, mifendrotra. 1 Tsy…tohiny
Torevaka: a.: Toetran'izay mipetraka fotsiny tsy manao na inona na inona fa varimbariam-poana eo. - t.i.f.: Atorevaka,…tohiny
Torimaso: a.: Fialan'ny tena sasatra amin'ny fikimpian' ny maso sy ny tsy fahatsiarovan-tena (jer. Tory). - F.-p.:…tohiny
Torina: (tory) mt. ih. (torio): Ampangaina amin'ny manam-pahefana miandraikitra ny raharaham-pitsarana: Hotoriko…tohiny
Torina: (tory) mt. ih, (torio): Lazaina sy voasana: Hotorina eran'izao tontolo izao ity Evanjely ity. tohiny
Torina: (tory) mt. ih. (torio): Silahina ny tsiratsirany: Torio ity rongony madinika ity. • Didiana atao didy…tohiny
Toringana: p.t.: Kotringa, tolila. tolitsika. - t.i.f.: Mitoringana, fitorin-,gana. tohiny
Torisihina: Torosihina (torisika) mt. ih. (torisiho): Amporisihina (fiteny amin'ny alika amporisihina hiady na hanaikitra…tohiny
Torisika: a.: Famporisihana ny alika hiady na hanaikitra olona. - t.i.f.: Toxisihina, torosihina / atorisika,…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0169