Litera T

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Toro: a.: Fanondroana, fampahafantarana, filazana, fampianarana: Toro lalana, torohevitra. - t.i.f.: Toroana,…tohiny
Toro: p, t.: Voaporitra, voatoto: Toro ny tanako uoakaton'ny varavarana. tohiny
Toroana: (toro) mt. pdr. (toroy): Enti-milaza ny olona ilazana hevitra, zavatra; ampianarina: Olona tsy azo toroana…tohiny
Torobosoa: (fr. tire-bouchon) a.: Karazana rindram-by misy tahony atao fanatsoahana ny bosoa amin'ny vava tavoahangy.…tohiny
Torohina: (toroka) mt. ih. (torohy): Ampangaina tsy mari-na, endrikendrehina: Notorohiny ho nangalatra aho. tohiny
Toroka: a.: Endrikendrika amin'ny zavatra tsy natao; fiampangana tsy marina. - t.i.f.: Torohina, voatoroka 1…tohiny
Torontoronina: p.t.: Enti-milaza: 1) ny zaza vao miforona ao an-kibon-dreniny: Vao torontoronina ny zaza dia azo lazaina…tohiny
Torosina: (torosy) mt. ih, (torosio): Ampitovina halehibe amin'ny alalan'ny torosy. tohiny
Torosy: (fr. trusquin) a.: Fiasan'ny mpandrafitra hanatsipihany ny hazo hotsofana na hovankonina mba hitovy…tohiny
Torotoro: p.t.: Vaky potipotika, montsana: Torotoro ilay tavoahangy nianjera avy eny an-dauarangana. • h.o.: Torotoro…tohiny
Torotorohina: p. t.: Manomboka ho Io ka rakotra vovobovoka fotsifotsy; lomorina, bobongolo: Haxo efa torotorohina…tohiny
Torotoroina: (torotoro) mt. ih. (torotoroy): Vakina atao potipotika, montsanina: Notorotoroiny tamin'ny vato ny siniko.…tohiny
Torotoroka: a.: Karazana vorondolo, kelikely vatana, hi-ta eny anaty hazo rehetra eny (halavany: 25sm) — (biby mifandray…tohiny
Torovana: p. t.: Vizana mafy, lanaky ny hasasarana: Torouana aho ka tsy maharay te-na intsony. tohiny
Torovoka: a.: Fipetraka miarinarina eo amin'ny tany na eo ambony tsihy, ny lohalika atsangana misafosafo amin'ny…tohiny
Tory: a.: Fanesorana ny kiranjavatra hahazoana kofehy. • Fakana ny tadim-baliha amin'ny tenany ihany, na ny…tohiny
Tory: a.: Fiampangana olona iray ho nanao ratsy eo anatrehan'ny antokon-draharahampitsarana.I fi, f.: Torina,…tohiny
Tory: a.: Filazana, fandaharana sy fivoasana ny tenin'Andriamanitra. i tif: Torina, voatory i mitory, fitory,…tohiny
Tory: sy Torimaso a.: Fotoana ialan'ny tena manontolo sasatra amin'ny fikimpian'ny maso sy ny tsy fahatsiarovan-tena,…tohiny
Tosahana: na Tosahina (tosaka) mt. pdr. sady ih. (tosahy): Rarahana rano. ? Tapahina. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0109