Litera T
Tonta: a.: Fanjerana zavatra atao miavovona. / Vono ataao amin'ny fively na torabato. • Famindrana soratra…tohiny
Tontaina: (tonta) mt. ih. (tontay): Atao pirinty (ankehitriny, ny hoe: "atonta" no ampiasaina): Notontaina fanimpitony…tohiny
Tontaly: (fr. total) a.: Fitambaran'ny isan-javatra rehefa akapoka ho iray: Iraika amby enimpolo sy telonjato…tohiny
Tontana: na Tontafana (tonta) mt pdr. sy ih. (tontay, tontafy): Zerana: Notontany na notontafany vato aho. 1…tohiny
Tontohitra: sy Totohitra p.t.: Mitohitohy hatrany. - t.i.f.: Atontohitra, voatontohitra, tafatontohitra / manatontohitra,…tohiny
Tontolo: p.t.: Tsy mivaky, tsy nahafahana: Indray andro tontolo. 1 Rehetra tsy misy avaka: Midera an'Andriamanitra…tohiny
TONTOLO IAINANA: ireo rehetra manodidina na miana na tsia
tohiny
Tontona: a.: Fanjerana zavatra mba hitofotra; fanaovana fzay hampihintsana ny ao anatin'ny zavatra iray amin'…tohiny
Tontonana: (tontona) mt. pdr. (ton tony): Asiana, darofana: Notontonany teny maharary aho ka lasa tsy tamana. 1…tohiny
Tontosa: p.t.: Vita tsara daholo: Tontosa ny zauatra rehetra. 1 Lavorary, tomombana: Lahasa tontosa izany! -…tohiny
Tontosaina: (tontosa) mt. ih. (tontosao): Vitaina tsara daholo: Notontosainy ny tetiny dia lasa izy. 1 Lavorarina.…tohiny
Tony: p. t.: Maotona tsy misy rivotra: Andro tony. 1 Man-dry, tsy mihetsi-mahery: Ranomasina tony. 1 h.o.:…tohiny
Topatopa: a.: Enti-milaza ny fihetsiketsiky ny rano mova tsy ny mitobatobaka na mikapokapoka, indrindra rehefa…tohiny
Topazana: (topy) mt, pdr, (topazo): Jerena kely miserana (arahin' ny teny "maso" mandrakariva izy io rehefa ampiasaina):…tohiny
