Litera T

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tsefotra: a.: Fipoahana malemilemy; enti-milaza ny fivoahan'ny rivotra voangona ao amin'ny zavatra iras ka tampoka…tohiny
Tsehatseha: a.: Fihetsika miadana ary tsy maka mahery; famindra mailamailaka ary tsy migodona na kely akory aza…tohiny
Tsehina: (tsaika) mt. ih. (tseho): Alaina mangingina, atao tsy fantatra: Notsehin'ny adala marina ilay bokiko…tohiny
Tsehontsehona: a.: Tafa, rasa-ka lava taria. • Habasiam-bava, tsaontsaom-bava. 1 Tsy fahatanam-bava, hamantambava.…tohiny
Tsehontsehonina: (tsehontsehona) mt. ih. (tsehontsehony): Asaina mitsaontsaombava, asaina mamboraka ny tsy filaza. tohiny
Tselahana: (tselako) mt. ih. (tselaho): Tsoloana afo, tselarana afo: Tselaho amin'izay ireo mololo ireo hanazava…tohiny
Tselaka: a.: Fihela-kazavana na afo tampoka, fiseranan-taratra haingana. ? h.o.: Hafainganam-pihetsika, hamaila-piteny.…tohiny
Tselarana: (tselatra) mt. ih. (tselaro): Asiana afo mba hirehitra: Notseiaran'ny sasany ny mololo teo an-tokotaninay…tohiny
Tselatra: a.: Fahazavana miserana vetivety eny amin'ny habakabaka, vokatry ny herim-baratra: Matetika ny tselatra…tohiny
Tselehina: (tselika) mt. ih, (tseleho): Alaina na atao amimpahamailahana, amim-pahakingana: Notselehin-dry zalahy…tohiny
Tselika: p.t.: Hamailahana, fitsoriahana dia tsy hita, hakingana eo am-pakana zavatra ka tsy hitahita akory dia…tohiny
Tselontselona: Mitovy amin' ny Selontselona. tohiny
Tselotseloka: a.: Fandehanana etsy sy eroa. - t.i.f.: Mitselotseloka, fitselotseloka, mpitselotseloka. tohiny
Tsembohina: (tsemboka) mt. ih. (tsembohy): (olona) Atao izay hahatsemboka azy: Tsembohina amin'ny vomanga no fitsabo…tohiny
Tsemboka: a: Rano mivoaka amin'ny mason-koditra rehefa miasa mafy na avy nihazakazaka na raha misy zavamahatahotra…tohiny
Tsemontsemona: Mitovy amin' ny "Tsamontsamona". tohiny
Tsena: a.: Toerana fivorian'ny olona hividy sy hivarotra, ka hahitana ny zavatra rehetra Raina amin'ny fiainana…tohiny
Tsena: ft.: Fandraisana (vahiny na havana na olo-manankaja) eo am-pahatongavana. i t.i.f.: Atsena, tsenaina,…tohiny
Tsenaina: (tsena) mt. ih. (tsenao): (vahiny na havana na olo-manan-kaja), raisina eo am-pahatongavana: Notsenain-drainy…tohiny
Tsenamiondriky: (Tsm) a,: Fivarotan-kani-masaka. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0123