Ampidiro aloha ny tenimiafina
Litera T
Tsara: p.t.: Mahafinaritra jeu-na: Tsara izany raha trano, 1 Manana toetra maha-izy azy: Fanjaitra tsara. *…tohiny
Tsara: a.: Fanaovana izay hahafantarana ny marina, ny rariny; famakafakana sy fandanjalanjana atao mba hanavahana…tohiny
Tsaraina: (tsara) mt. ih. (tsarao): Tapahina izay manana ny marina na ny diso, tapahina izay meloka sy izay manana…tohiny
Tsaraingona: a.: Fisalovanana na fisosohana eo anoloan'ny olona; fitsabahana amin'ny raharahan'ny hafa; fanapahana…tohiny
Tsaraingonina: (tsaraingona) mt. ih. (tsaraingony): Salovanina, tapahin-teny, tsatsaingonina: Aza tsaraingoninao ny…tohiny
Tsaramaso: a.: Karazan'anana fihinam-boa ka misy fomba roa no ihinanana io voany io: na mbola tanora izy ka ao…tohiny
TSARANDRO: Fomba fiarahabana misy mampiasa, dika malalaka avy amin'ny teny frantsay hoe "bonjour"tohiny
Tsarapahana: (tsarapaka) mt. ih. (tsarapaho): Enti-milaza izay anjerana na andatsahana na anosehana tampoka tsy nampoizina.…tohiny
Tsarapaka: a.: Fianjerana tarnpoka tsy nampoizina ao anaty lavaka na rano na fandrika; filatsahana tsy nahy amin'ny…tohiny
Tsararàka: a.: Ny feon'ny akanga somary lavareny. ~ Feo migadragadra na mikiririoka somary farimparina. ~ Feon'ny…tohiny
Tsaravelatsihy: ft.: Fisehoana ho tsara ety ivelany fotsiny, fanaovana zavatra mba hiheveran'ny olona ny tena ho toy…tohiny
Tsaroana: Tsarovina na Tsarovana (tsiaro) mt ih. (tsarouy): Averina ao an-tsaina indray, tadidina, tsy hohadinoina:…tohiny
Tsatohana: (tsatoka) mt. pdr. (tsatohy): Asiana (zavatra) mijoro tsy mihetsika, lentehana, joroana: Notsatohana…tohiny
Tsatòka: a.: Vala kely hazo, misy varavarana mihantona mora milatsaka raha vao voatohina, ataon'ny olona ho famandriham-biby,…tohiny
Tsàtoka: o.: Fijoroana tsy mihetsika; fampijoroana sy fandentehana zavatra tsy hihetsiketsika. - t.i.f.: Tsatbhana,…tohiny
