Litera T

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tsantsambaitra: a.: Anaran'ahitra (Helichrysum). tohiny
Tsantsana: a.: Feo mikiakiaka. • Hamailaham-bava izay sady mikarantsana no mampiseho hasiahana koa. - t.i.f.: Tsafatsantsana…tohiny
Tsantselatra: a.: Tara-pahazavana mihelatra ohatra ny an' ny fiadiana ampandihizina ka manjelatra. - t.i.f.: Tafatsantselatra…tohiny
Tsantsona: a.: Jer. Tsantsana. tohiny
Tsaohina: (tsaoka) mt ih, (tsaohy): Hajaina fatratra; anehoam-panajana fatratra amin'ny maha-Andriamanitra azy.…tohiny
Tsaoka: (angl. chalk) a,: Sombin-tany fotsy toy ny ravoravo voavoatra ho fanoratana amin'ny solaitrabe. tohiny
Tsaoka: a.: Fiondrehan'ny loha sy fanantazan-tanana ho mari-panajana, 1 Fanehoampanajana fanao am in' Andriamanitra.…tohiny
Tsaontsaona: a.: Fitriatriaran' ny vava manao teny tsy voahevitra; teny tafahoatra tsy amim-piheverana. - t.i.f.:…tohiny
Tsaotsao: ft.: Niavian'ny matsaotsao, mitsaotsao. tohiny
Tsapa: a.: Fikasihana zavatra amin'ny tanana mba hamantarana azy: Tsapa sokin-dRanona ka ny azo ihany no avadibadika…tohiny
Tsapahana: (tsapaka) mt, ih. (tsapaho): Idirana: Notsapahan'ny mpanao be hariva ny sahanay. ? Trobarana: Notsapahany…tohiny
Tsapaina: (tsapa) mt. ih. (tsapao): Kasihina amin'ny ta-nana: Tsy azo tsapain-tanana ny vokatry ny asa saina.…tohiny
Tsapaka: a.: Fidirana avy hatrany ao anatin'ny...; fandentehana ao anaty zavatra ka tsy misy manohana. - t.i.f.:…tohiny
Tsapika: na Tsapitika p.t.: Kely madinika. • Mandringa kely somary mitongilana rehefa mandeha fa tsy ampy halavana…tohiny
Tsapodilana: p.t.: (fihasimban' ny Tsako dilana) Mahantra, ory, sahirana amin'ny fiai-nana. - t.i.f•: Mitsapodilana.…tohiny
Tsapokony: a.: Jer. Sapokony. tohiny
Tsapola: Fiteny betsimisaraka ilazana fa mbola tsy vita ny zavatra iray Ohatra: vita ve ny nahandro? Tsapola…tohiny
Tsaporano: a : Fitsakoana na fihinanana hanina miaraka amin'ny rano. tohiny
Tsaporetika: a.: Jer. Poretika. tohiny
Tsaporitika: a.: Voronkely lava volom-body, mavomavo vasobasoka, tsy manidina avo fa any amin'ny lobolobo iva; ny…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0115