Litera T

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tsatsahina: (tsatsàka) mt. ih. (tsatsàho): Fotsiana (enti-milaza ny vary totoina fanintelony mba ho fotsy tanteraka):…tohiny
Tsatsaingoka: na Tsatsaingona a.: Fanembantsembanana olona miteny na fahamaikana hilaza alohan'ny rehetra ka mbola…tohiny
Tsatsaingonina: (tsatsaingona) ih. (tsatsaingony): Tapahin-teny. tohiny
Tsatsàka: a.: Fanafotsiana tanteraka ny vary totoina. - t.i.f.: Tsatsàhina, voatsatsàka 1 manatsatsàka, fanatsatsàka,…tohiny
Tsatsakaotra: (tsatsaka, haotra) a.: Toa maradratra amin'ny nofo vokatry ny fihaotraorana lava sy mafy. tohiny
Tsatsatsatsa: a.: Ilazana ny fipitripitriky ny menaka mifangaro amin'ny rano ao anaty lapoaly; anambarana koa ny fitenenana…tohiny
Tsatsefaka: Mitovy amin'ny Tsefaka. tohiny
Tsatselika: Mitovy amin'ny Tselika. tohiny
Tsatsiahina: (tsatsiaka) mt. ih. (tsatsiaho): Atao rovitra ka heno ny fitriarany. tohiny
Tsatsiaka: p. t.: Rovitra ka heno ny fitriarany. - t.i.f.: Tsatsiahina, atsatsiaka, voatsatsiaka, tafatsatsiaka…tohiny
Tsatsika: a.: Fitonoana hena eo ambony afo, ka atao amin' izao na amin'ny salazam-by. i t.i.f.: Atsatsika, voatsatsika,…tohiny
Tsatsimenitra: a.: Anaran'antoko-miaramila iray naorin'ny mpanjaka Ranavalona II. tohiny
Tsatso: a.: Tsy fisian-tsiro ; toetran'ny zavatra tsy misy tsirony, matsaboka. - t.i.f.: Tsatsoina, atsatso,…tohiny
Tsatsoina: (tsatso) mt. ih. (tsatsoy): Atao tonga lefy ny tsirony, tampohan-drano: Notsatsoinareo ity divay ity…tohiny
Tsavatsava: a.: Fanaovana hitsin-dalana, ka tsy mizotra amin'ny lalana faleha fa mamakivaky eny rehetra enY manitsaka…tohiny
Tseatseake: (Ski) a.: Voronkely lava vava mitovitovy amin' ny goaika ny sorany. tohiny
Tsefa: a.: Jar. Antsefa. - F.-p.: Mampiady tsefa: mitovy ihany amin'ny hoe manao antsefa. tohiny
Tsefahina: (tsefaka) mt. ih. (tsefaho): Vakina, triarina. tohiny
Tsefaka: p.t.: Enti-milaza ny lamba rovitra ka ny fahany no miala ary dia triatra izy; triatra; tresaka. - t.i.f.:…tohiny
Tseforana: (tsefotra) mt, pdr. (tsefory): Enti-milaza zavatra na olona anapoahana vanja; andefasana ny rivotra…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.012