Ampidiro aloha ny tenimiafina
Litera T
Tsintsinina: (taintsina) mt. ih. (tsintsino): Aingaina amin' ny tanna an'ila fotsiny: Notsintsininy ny fitafiany…tohiny
Tsiny: a.: Fanamelohan'ny mpiara-monina noho ny hadisoana nataon'ny tena taminy: Nahazo tsiny tamin'ny rainy…tohiny
Tsiny: a.: Fanamafisana vy amin'ny fanampiana na fanofanana azy: Tsy tsara tsiny ity angadinao ity, Rabe. -…tohiny
Tsioka: a.: Fifofon-drivotra na rano malefaka ary mitsoka moramora: Tsio-drivotra; tsio-drano. - t.i.f.: Tsiofina,…tohiny
Tsiombiomby: Kilalao misy olona atao solon'omby manoto; kiombiomby.
tohiny
Tsiomeroa: a.: Karazan'akondro vaventy be sady lava ny voany ka nahatonga ny anarany (tsy omena roa indray homana).…tohiny
Tsiontsiona: Mitovy amin'ny Siontsiona.
tohiny
Tsiontsiona: a.: Karazan'ahitra (jer. Antsointsoina).
tohiny
Tsiotsiory: a.: Karazan-trano mora vita nefa mateza (avy amin'izany no nahatonga ny anaran y: fitsitsiana natao…tohiny
Tsipahina: (tsipaka) mt. ih. (tsipaho): Dakana: Notsipahiny ny rahalahiny. ? Atosika amin'ny tongotra: Tsipahiny…tohiny
Tsipaka: a.: Fandakana; fanoherana amin'ny tongotra; fanoherana, fandavana. - t.i.f.: Tsipahina, voatsipaka,…tohiny
Tsipalapala: na Tsipalapalaka: Mitovy amin'ny Palapala.
tohiny
Tsipalotra: a.: Hita mandalo vetivety, hita sendrasendra, tsy nampoizina; tsikaritra: Tsipaiotro teny an-tsena i…tohiny
Tsipampamaka: (Tsm) a.: Tranom-borona makarakara fiompiana voronkely.
tohiny
Tsipaopaoka: p. t.: Maikamaika foana, tsy mahandry tsara ny teny lazaina na hafatra fa vao mandre laniny kely dia…tohiny
