Litera T
Tsinganga: a.: Toetran'ny zavatra miainga na miakatra mitsangana ny ilany iray fa iva kosa ny ilany iray. - t.i.f.:…tohiny
Tsingangaina: (tsinganga) mt. ih. (tsingangao): Aingaina ny ilany iray.
tohiny
Tsingaohina: (tsingaoka) p.t.: Voan'ny tsingaoka.
tohiny
Tsingarangadona: a.: Karazambalala vaventiventy volonkary matroka, fahita eny amin'ny tany be vato misy kotofohfn'ahitra…tohiny
Tsingarivary: (Tsm) a.: Anaranjavamaniry sahala amin'ny vary; tsimparifary.
tohiny
Tsingaroka: a.: Anarana hafa ilazana ny mokafohy.
tohiny
Tsingaroka: a.: Mitovy amin' ny Tsikaroka.
tohiny
Tsingatotra: a.: Toetran'ny olona potraka ka miainga ny ilany vao mianjera; zavatra mianjera ka mitsingadina mankany…tohiny
Tsingavina: a.: Karazan-javamaniry. • Anarana hala karazany iray.
tohiny
Tsingedana: ft.: Toetran'ny oiona mandry mivalampatra, mitsotra toy ny amalo-maty. 1 t.i.f.: Atsingedana, voatsingedana,…tohiny
Tsingerina: ft.: Fiverenana eo amin'ny toerana nialana (filaza indrindra amin'ny masoandro, volana, fotoana). i…tohiny
Tsingetana: a.: Karazam-balala madinika, mitomamotamo ny volony ary misy pentimpentina mania.
tohiny
Tsingevaheva: Mitovy amin'ny Hevaheva.
tohiny
Tsingevina: ft.: Toetran'ny zavatra misavilivily na lipily mihodina amin'ny lahiny. - t.i.f.: Atsingevina, voatsingevina…tohiny
Tsingidina: a.: Fianjerana mikodiadia, fionganana. Mitsfngidina.
tohiny
Tsingilahila: ft.: Enti-milaza toetran'ny zavatra tsy marintoerana na tsy mahazo toerana tsara ka mivembena na mirondrona…tohiny
