Litera T

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tsinginana: (tsingina) mt. pdr. (tsingino): Petahana firaka mahamay mba hitohizany, na mba ho tampina ny loaka.…tohiny
Tsinginina: (tsingina) mt. ih. (tsingino): Raisina amin'ny loha rantsana fotsiny: Tsingino tsara ny takotra fa misy…tohiny
Tsingirihiry: a. : Karazan'ahitra. tohiny
Tsingita: na Anantsingita a.: Karazan'ahitra misy raviny madinika fihinana. tohiny
Tsingoana: ft.: Toetran'ny zavatra mianiera ka ny ambony lasa ambany. - t.i.f.: Atsingoana, voatsingoana, tafatsingoana…tohiny
Tsingodongodona: a.: Karazanjavamaniry. tohiny
Tsingolobatita: a.: Karazan-dalao fanaon'ny ankizy: ny lohany ataony ambany ary ny tongony ambony. ---ta tohiny
Tsingoloka: a.: Tsimbadika ka ny loha no lasa ambany ary ny tongotra kosa no lasa ambony; filam-baniny hikendrena…tohiny
Tsingovihovy: a.: Anarana hafa ilazana ny sarisarimbomanga (Conuoluulus). tohiny
Tsingozahoza: p. t.: Reraka zara raha afa-mamindra. - t.i.f.: Mitsingozahoza, fitsingozahoza, mpitsingozahoza / itsingozahozana,…tohiny
Tsingy: a.: Tendrony. - Tsingim-bato: vato mivohitra noho ny namany eny an-kavoana. / Tsingimbody: ilay nofo…tohiny
Tsinina: (tsiny) mt. ih. (tsinio): Omena tsiny, lazaina ho diso: Aza tsinfna izy noho ny tsy fahalalany. ? Kianina,…tohiny
Tsinina: (tsiny) mt. ih. (tsinio): (Vy) hamafisina, aofana. tohiny
Tsininganingana: p.t.: Mipelipelika. - t.i.f.: Tafatsininganingana I mitsininganingana, fitsininganingana, mpitsininganingana…tohiny
Tsininika: a.: Fanorihan-drano mandeha mors ary tsy miato. (Mitovy fiovan'endrika amin'ny Jininika). tohiny
Tsininjo: (tsinio) mt. ih. misy tsofoka in: Voatsinjo, tsinjovina, jerena avy lavitra: Notsininjony foana ny ombiny…tohiny
Tsinipaka: (tsipaka) mt. ih. misy tsofoka in: Voatsipaka, tsipahina, dakana: Tsinipak' i zandry ny firakofana.…tohiny
Tsinirika: (tsirika) mt. ih. misy tsofoka in: Voatsirika, tsirihina. tohiny
Tsinjahina: (tsinjaka) mt. ih. (tsinjaho): Andihizana, anaovana tsinjaka. tohiny
Tsinjaka: a.: Tsambikimbikina. •Dihy rodobe: Miara-mandihy ny lehilahy sy ny vehivavy nefa tsy mifangaro akory…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0124