Litera a
Anakamonto: a.: Zaza tsy fanta-dray, zazasary.
tohiny
Anakampo: p.mt.: Any anaty any ihany fa tsy miseho et? ivelany: Hoy aho anakampo. ¶ M.h.: anakantsaina.
tohiny
Anakandriamaso: a.: Ilay zavatra ao anaty voamaso, izay idiran' ny tsirim-pahazavana fototry ny fahitana. - F.-p.: Tandremana…tohiny
Anakandriana: na Ranakandriana a.: Zavatra tsy hita maso ninoan'ny Ntaolo ho nonina tany anaty lava-bato, ary mpanelanelana…tohiny
Anakandro: a.: Zavatra mihefakefaka amin'ny hoditra, fa indrindra ny hodi-tava, mova tsy ny tako-pery manify. -…tohiny
Anakandroana: p t. na a,:Voan' ny anakandro; matetika anefa ilazan'ny olona ny anakandro mihitsy io teny io: Toa misy…tohiny
Anakantsaina: p.mt.: Any antsaina, any an'eritreritra fotsiny: Ndeha hohaniko io paiso io, hoy izy anakantsainy. ¶…tohiny
Anakaraka: a.: Zavamaniry madinika famonoana bibikely, toy ny parasy, moka... (Cordyla madagascariensis).
tohiny
Anakatsimba: a.: Zavamaniry fanao ody tazo ny raviny, indrindra raha mandoa ny marary; azo ampiasaina ho fanafodin'ny…tohiny
Anakatsotsy: a.: Zavamaniry fanao fanafodin'ny aretin'ny fivaviana (Phyllanthus niruri)
tohiny
Anakidory: a.: Amponga kely kokoa noho ny dory (zanaky ny dory no heviny). Anisan' ny amponga masina izy io fa…tohiny
Anakotsohotso: (t.tr.) a.: Tsilaingalainga, hafetsifetsena.
tohiny
Anamadinika: a.: Anarana iombonana ilazana ireo anana samihafa maniry ho azy eny an-tsisin-tanimboly, toy ny anampatsa,…tohiny
Anamafaitra: a.: Karazan'anana saika toy ny anamamy ngita kely, saingy mangidy aoka izany.
tohiny
