Litera T
Tatao: o.: Izay rehetra toa mandondona eo ambony Ioha, toy ilay hazo eo ambonin'ny tolana atao hoe: "tataombaravarana",…tohiny
Tatarana: (tatatra) mt. ih. (ta-taro): Asiana tatatra: Ta-taro ity tanimbary ity fa be loatra ny rano. ? Kapaina,…tohiny
Tataro: a.: Tafo be marin-tampona izay atao vonjy maika fotsiny. ? Rako-javatra toy ny elo be, saingy marintampona:…tohiny
Tatatata: a.: Feo mafy re miverimberina, toy ny an'ny basy mitefotefoka, ny langorony velesina. - t.i.f.: Mitatatata,…tohiny
Tatatra: a.: Lakandrano kely nohadina mba handehanan' ny rano. - t.i.f : Tatarana, atatatra, voatatatra, tinatatra…tohiny
Tatavia: a.: Kitapo fitobian' ny fivalanan-drano. - F.-p.: Tatavian-kena: tatavian'ny omby izay ataon' ny ankizy…tohiny
Tatavoka: a.: Fahapotrahana, fianjerana mitsotra mivalandotra( jar. Tatafoka). - t.i.f.: Atatavoka, voatatavoka,…tohiny
Taterina: (tatitra) mt. ih, (tata-ro): Taomina, entina imbetsaka miverimberina: Tatero ireto hazo ireto rahariva.…tohiny
Tatitra: a.: Fitondrana na fitaomana tsikelikely imbetsaka. ? Filazana voafintina ny dinika na fivoriana natao.…tohiny
Tato: p. mt.: Endriky ny p. mt. "Ato" rehefa enti-milaza ny lasa, ka ny lazaina anriny dia olona na zavatra…tohiny
Tatsinanana: (atsinanana) a,: Enti-milaza ny olona avy any atsinanana. — Raha ilazana ny fizaran'ny tany lehibe io…tohiny
Taty: ( p. mt.: Endriky ny p. mt. "Aty" rehefa enti-milaza ny lasa, ka ny lazaina aminy dia olona na zavatra…tohiny
Tava: a.: Ny faritra eo anoloana amin'ny loha, izay misy ny maso, ny orona, ny vava, ny takolaka; tarehy:…tohiny
