Litera T

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tsinako: (tsako) mt. ih, misy tsofoka in: Voatsako, tsakoina, totoina amin'ny nify. tohiny
Tsinana: p.t.: Enti-milaza ny volana vao miandoha, vao miverina miseho ho hita indray, rehefa avy maty: Tsinana…tohiny
Tsinanaina: p.t.: Teny enti-milaza ny tanimbary dibo-drano be loatra. tohiny
Tsinanginangy: a.: Hasahiana be loatra, fidaondaom-bava: Tsy zaka leferina intsony ny tsinanginangin'io vehivavy io.…tohiny
Tsinanika: a.: Fibobohana be loatra, filerana be loatra. - t.i.f.: Mitsinanika, fitsinanika. tohiny
Tsinaonaona: Jer. Kinaonaona. tohiny
Tsinapaka: (tsapaka) mt. ih. misy tsofoka in: Voatsapaka, tsapahina, idirana: Notsinapaky ny mpangalatra, ho-no,…tohiny
Tsinay: a.: Organa fototr'aina ao anatin'ny tenan'ny olombelona (ny kibo), izay toy ny fantsona mamoaka ny fakan-tsakafo…tohiny
Tsindahoro: a.: Karazan-kazo madinika (Sida rhombifolia). tohiny
Tsindailay: a.: Karazan-kazo madinika (Triumffeta Rhumboidea). tohiny
Tsindakana: a.: Karazam-balala maitso tia morondrano. tohiny
Tsindakandakana: a.: Karazankazo madinika (Acaiypha Baroni, Baker). tohiny
Tsindohaina: p. t.: Misa, na fan° tsindoha. tohiny
Tsindrahaka: a.: Karazana kadradraka mivelona any anaty rano ka atao koa hoe "tsimahatafitena" raha mbola kely. tohiny
Tsindrahimany: a.: Karazankadradraka mivelona anaty rano ary maimbo. tohiny
Tsindraindray: p. mt.: Mahalana fa tsy misesy: Mba tonga mamangy anao aty ihany ve ny zanak'anabavinao? — Tonga tsindraindray…tohiny
Tsindramy: a.: Hazo misy ditiny manitra. tohiny
Tsindrano: a.: Karazam-balala any anaty rano izay mitomamotamo ny volony. * Ohab.: Tsindranolahy ankeniheny: ny…tohiny
Tsindranolahy: a.: Vatan-dehilahy mahatoky ny Andria-na fahiny na tamin'ny tanjany na tamin'ny toetrany, ka nofidiny…tohiny
Tsindrantsindrana: ft.: Enti-milaza ny toe-javatra tsy milamina, somaradimbana, mikorontana toy ny volo mitsangantsangana,…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0126