Litera T
Tsindraondraotra: a.: Bibikely madinika dia madinika fahita amin'ny akoho mikotrika.
tohiny
Tsindretra: a.: Karazam-bibikely any anaty rano izay tonga angidina rehefa avy miofo fanindroany. (Toetra voalohany…tohiny
Tsindriana: (tsindry) mt. ih. (tsindrio): Terena avy ambony amin'ny lanjan'ny tena: Tsindrian-dRangahy ity lahy…tohiny
Tsindriandriana: a.: Karazandalao fanaon'ny ankizivavy kely misy solon'olona mivelona ao an-tokantrano, mitovy amin'ny…tohiny
Tsindrihina: (tsindrika) mt, ih. (tsindriho): Tafoana herana: Notsindrihinao angaha ny tranonao?
tohiny
Tsindrika: a.: Fanafoana trano amin'ny herana. - t.i.f.: Tsindrihina, atsindrika, voatsindrika 1 manindrika, fanindrika,…tohiny
Tsindrimandry: a.: Fampidiran'Andriamanitra na ny Razana hevitra avy Aminy ao an-tsain'olona vonona handray azy avy…tohiny
Tsindrimpeo: a.: Fanindriana ny feo manokana eo am-panononana teny iray: lavitra. Misy efatra ny fiantsoana ny tsindrimpeo:…tohiny
Tsindroana: ft.: Fakana zavatra tsisy filaharana fa mbetika atsy mbetika aroa, tsiroaroa. - t.i.f.: Tsindroanina,…tohiny
Tsindroanina: (tsindroana) mt. ih. (tsindroany): Alaina tsy misy filaharana, fidina alaina atsy alaina aroa: Tsy nalainy…tohiny
Tsindrodrotra: a.: Karazan'ahitra fanaovana satroka (Sporo bolus indicus).
tohiny
Tsindrohina: (tsindroka) mt. ih. (tsindrohy): Tsaingohin' ny vorona amin'ny vavany: Notsindrohin'ny vorona ireo voan-katsaka…tohiny
Tsindroka: a.: Voan-javatra eny amin'ny tany tsaingohin'ny vorona amin'ny vavany; hanina latsaka amin'ny tany raisina…tohiny
Tsindrona: a.: Fandoahana na famelezana amin'ny lohanjavatra maranitra: Ny tsindron'ny paingotra. • Fitsaboana…tohiny
Tsindronina: (tsindrona) mt ih. (tsindrony): Loahana na asiana amin'ny lohan-javatra maranitra: Notsindronin'1-koto…tohiny
Tsindry: a.: Zavatra apetraka eo ambonin ny zavatra hafa: Tsindry akanjo. 1 Fanaingenana zavatra eo ambonin'…tohiny
Tsinentsina: (tsentsina) mt. ih. misy tsofoka in: Voatsentsina, tsentsenana.
tohiny
Tsingadina: a.: Fianjerana, fahapotrahana, ka mikodia eny amin'ny tany mihitsy, - t.i.f.: Atsingadina, voatsingadina,…tohiny
Tsingala: a.: Bibikely mivelona any anaty rano, mety hanaraka ny rano sotroina ka mahafaty raha voatelin'ny olona…tohiny
Tsingalahala: a.: Fihetsiketsika, fitrifantrifana.
tohiny
