Litera T
Tongotra: a.: Rantsambatana entin'ny olona na biby mamindra sy mandeha no sady manohana mampijoro azy: Roa ny…tohiny
Tongtilany: a.: Tohana, tambiny: Asio tongdiany ity rindrina ity. 1 Kaka, tsikalany fanao ao ambany rambaramba.…tohiny
Tonia: a.: Olona mpiandraikitra raharaha iray: Iza no tonian'ity gazety ity? Toniany: tena antony, fotony,…tohiny
Tonizianina: (fr. tunisien) a.: Ny firenena monina any amin'ny tanin'ny Tonizia (A-frika avaratra, atsinanana): Lazao…tohiny
Tonjana: na Tonjina p.t.: Vizana, valaka. / Miraidraika, mihilangilana miankavia miankavanana, mialoha miaoriana.…tohiny
Tonjina: p. t.: Sasatra, valaka. 1 Enti-milaza olona mitolatola, miraidraika rehefa mandeha, na mialoha miaoriana…tohiny
Tono: na Tonotono a.: Fanaovana zavatra ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mba ho masaka; fanatsatsihana…tohiny
Tonohoka: (tohoka) mt, ih. misy tsofoka on: Voatohoka, notohofana, nasiana kitay betsaka (eo am-patana): Notonohok'Ikoto…tohiny
Tonolotra: (tolotra) mt. ih, misy tsofoka on: Voatolotra, nomena: Zavatra efa notono!otra ue dia haverina indray!…tohiny
Tonona: (na Tonina indraindray) a.: Faritra mampisaraka ny vaniny na ny famavany anankiroa: Tapaho tsara eo…tohiny
Tonona: a.: Famoahana teny amin'ny feo: Ataouy tsara tonona ny teny fa aza ngonongononina fotsiny. - t.i.f.:…tohiny
Tononana: (tonona) p.t.: Misy na be tonony, izany hoe misesy mifanarakaraka ny tonony: Fary tononana.
tohiny
Tononina: (tonona) mt. ih. (tonony): Ambara amin'ny feo: Tsy hain'io zaza io tononina ny teny hoe tsangambava.…tohiny
Tononkalo: a.: Asa soratra misy sarin-teny sy aingam-panahy, vita amin'ny teny mirindra, izay matetika miady roa…tohiny
