Fahalafo | : | Halafosana, Fahalafosana (lafo) a. : Toetran' ny zavatra lafo, na vidim-bola be • Tsy laitra ny halafon' ny vidim-piainana ankehitriny.
Ahitsio |
Fahalainana | : | Halainana (laina) a. : Tsy faharisihana hiasa. - F.-p. : An-kalainana : tsy amin-kazotoana.
Ahitsio |
Fahalala | : | (lala) a. - Fomba entina mahalala, mahafantatra.
Ahitsio |
Fahalalana | : | (lala) a. : Fahafantarana, fahaizana : Tsy ma-nana fahalalana momba ny fitsaboana aho.
Ahitsio |
Fahaleovana | : | (lao) a. : Fahafahana mizaka. Fahaleouan-tena : Fahafahana mizaka tena ka tsy fehezin'ny hala na miankin-doha amin' ny hafa intsony.
Ahitsio |
Fahalianana | : | (liana) a. : Fanirian mafY, fahamaimaizana, fihoalahoalana.
Ahitsio |
Fahamahinana | : | na Hamahinana (mahina) a. : Fahatahotahorana sao fantatry ny olona ny ratsY natao.
Ahitsio |
Fahamalinana | : | a. : Toetran'ny olona malina, izany hoe manao na mandeha amim-pitandremana ka manao toy ny dian-tana: jerena ny aloha, todihina ny ao aoriana.
Ahitsio |
Fahamanirana | : | (manitra) a. : Fanatsarana fofona, fanasiana zava-mantra.
Ahitsio |
Fahamaotonana | : | (maotona) a.: Hatsaram-panahY mamPitana sy mampitandrina ny fihetsiky ny tena rehetra mba ho mendrika, tsy ho hafahafa, maha-te hanaja.
Ahitsio |
Fahamarinana | : | (marina) a. : Ny rariny, ny hitsiny, ny mari-na : Manaoua ny fahamarinana mandrakariva. ? Toetran' ny olona antsoina hoe mari-na, izany hoe : tsY mandainga, tsy mamitaka : Nitsotra tamim-Pahamarinana izy fa naka iiay omby; / tsY manambaka fa manao ny rariny, ny hitsinY : Oiona mahalala ny fahamarinana ny mPamPiasa anaY.
Ahitsio |
Fahamasinana | : | (masina) a. : Fahamboniana noho ny toetra na hery masina ananana.
Ahitsio |
Fahamborodamba | : | a. : Lamba, izay ny tenany rofia ary ny fahany vorodamba.
Ahitsio |
Fahana | : | a. • Sakafo omem-bahiny. ? Hanina, sakafo : A-taouy tsara fahana ny zazakely. ? Anjara hanina : Ento ny fahan-kisoa homena azy. ? Ilay zavatra mampipoaka ny basy, ny tafondro : Fahan-tafondro. / Saika loza fa, hay, mbola nisy fahany ilay basy. ? Ny hery ananan' ny vimiaina mampandeha ny famantaranandro : Tsy ampy fahana ny famantaranandronao matoa nijanona sahady. ? Ilay kofehy mifampiditra amin'ny tenan'ny tenona mba haha-lamba azy, (ka ny fahana mitsivalana fa ny tenany mitsangana) : Ny jabo dia lamba rofia, izay ny fahany landihazo! - t.i.f. : Fahanana, afahana, voafahana / mamahana, famahana, mpamahana / amahanana, famahanana / mifahana, fifahana, mpifahana / ifahanana, fifahanana / mahafahana. - F.-p, : Alim-pahana : fotoana isian'ny fahana ao anaty basy, tafondro; fotoana iandrasan'ny vahiny ny sakafo aroso azy. / Mialim-pahana: miandry handrosoana sakafo. / Faham-bainga: tamboho na rindrina vita amin'ny bainga mafy sy makadiry, / Fahan-tenany : enti-milaza ny lamba izay karazana iraY ihany ny tenany sy ny fahany. / Lany fahana : tapitra ny herin'ny fahana nomena azy, toy ny famantaranandro mijanona izany. / Maty fahana : fiteny amin'ny basy na tafondro tsy mipoaka, na amin'ny fanambadiana izay tapaka ny fatorana naxnpikambana ny mpivady.
Ahitsio |
Fahana | : | a. : Tohana eo ivelan' ny zavatra ixay mba hananany hery bebe kokoa. ? Fifikirana amin'ny zavatra, fanankinana mafy ny tongotra mba tsy hianjera. - t.i.f. : Afahana, voafahana tafafahana / mamahana, famahana, mpamahana / amahanana, famahanana / mifahana, fifahana, mpifahana / lfahanana, fifahanana.
Ahitsio |
Fahanana | : | (fahana) mtih. (fahano) : Omena na asiana fahana (azo ampiasaina amin' ny hevitra rehetra voalaza ao amin'ny teny Fahana : Fahano ny vahiny fa efa an-' toandro. / Etsy hofahanako ny zanako. / Tamin'ny firy no nofahananao it? famantaranandro ity?)
Ahitsio |
Fahandro | : | (handro) a. : Fomba entina mahandro : Hainao ue ny fahandro sokatra? Zavatra andrahoina : Aza dia manao be fahandro fa mandala) fotoan-tsarotra isika izao, ? P. t. : Azo handroina na andrahoina : Asa na fahandro Io biby io na tsia.
Ahitsio |
Fahandroana | : | na Fandrahoana (handro) a. : Fanamasahana amin'ny afo; ny asa atao rehefa mahandro.
Ahitsio |
Fahanginana | : | (gina) a. : Tsy fisiana tabataba, toetran'ny zavatra tsy andrenesana tabataba : Ny fahanginana no itiauako monina et? ambanivohitra.
Ahitsio |
Fahangirina | : | Hangirina a. : Toetran' ny maso mikimpy manao mason' akoho, izany hoe tsy mikimpy tanteraka fa toa mihiratra kely ihany.
Ahitsio |