Akezaka | : | (kezaka), mt, at. (akezaho): Mao mifintimpitina ny andilany.
Ahitsio |
Akia | : | Teny kely fiangotiana fampiasan'ny ankizivavy rehefa miresaka: Ho aiza akg ianareo raha amin'ny alahady hariva?
Ahitsio |
Akiaka | : | (kiaka), mt. fit. (akiaho): Entina manakiaka: Vakim-pitaratra no akiaka ny latabatra.
Ahitsio |
Akiaka | : | (kiaka), mt, at. (akiaho): Asaina mikiaka, avala hilriaka.
Ahitsio |
Akibo | : | (kibo), mt. fit. (ahiboy) Entina manakibo, manitikitika,
Ahitsio |
Akidingy | : | jar. Akodingy.
Ahitsio |
Akifakifaka | : | (kifakifaka), mt. at. (akifakifaho): Ailika, tsipahina, akipaka, dakana: A-za akifakifaka tahaka izao ny lamba firako fana. 1 Roahina, asaina mihataka, akipakipaka: Nakifakifany aho ka naleoho nihataka am-boninahitra.
Ahitsio |
Akifika | : | (kifika), mt. at. (akifiho): Alana akipika, atosika fa tsy tiana, ailika, ahifikifika. * Ohab.: Tahom-boanjo ka ny nahitana indray no akifikifika: enti-milaza ireo nahitana soa ne fa ailikilika.
Ahitsio |
Akifina | : | (kifina), mt. at. (akifino): Asaina mievina.
Ahitsio |
Akiho | : | (kiho), mt. fit. (akihoy) Entina manakiho, mandrefy.
Ahitsio |
Akija | : | (kija), mt. at. (akijao): Tanana, tazonina, hidiana: Nakijan'ny mpampianatra tao am-pianarana ny mpianatra telopolo.
Ahitsio |
Akikitra | : | (kikitra), mt. at. (akikiro): Araikitra, afantsika, afantoka.
Ahitsio |
Akiky | : | (kiky), mt, fit. (akikiso) Entina mikiky, mikaoka, manala sombiny tsikelikely amin'ny zavatra iray: Intg ny sotrobe akikinao ny vilany.
Ahitsio |
Akiliolio | : | (kiliolio), mt. at. (ahilioliouy): Avezivezy, avoivoy: Nakiliolion'ny namany ny bokin'Isambüo.
Ahitsio |
Akimpy | : | (kimpy), mt. at. (akimpio): Akombona ny hodimaso mba tsy habita: A-himpio ny masonao uetiuety.
Ahitsio |
Akio | : | a.: Antsantsa.
Ahitsio |
Akipaka | : | (kipaka), mt, at. (akipaho): Alana, esorina: Zanaka tsy uanona io: reniny niteraka azy ka nakipany nony antitra. 1 Esorina ny akanjo, aboridana: Nakipaky ny jiolahy ilay mpandalo dia nilaozany tao. 1 Esorina hiala: A-kipaho ny tsihy rehefa man dalotm mba tsy haloto. 1 Endahana indray miaraka: Nakipany iray ihany ny hoditr'ilay omby. 1 Ariana: A-kipaho any an-kady ny fako ao atsimon-trano.
Ahitsio |
Akipakipaka | : | (kipaka), mt. at. (akipakipaho): Ailika hiala, akifikifika amin-katezerana, roahina tsy asiana vidiny: Nakipakipaky ny tompontrano ry Rakoto mianakauy fa tsy nahaloa hofan-trano, hono.
Ahitsio |
Akipika | : | (kipika), mt. at. (akipiho): Alana ka akifika: Aza akipika at? amiko ny rano amin'ny lambanao. / Atsipy: Hakipiko itg zaza it? raha mitomany lava toy izao.
Ahitsio |
Akipikipy | : | (kipikipy), mt. at. (akipikipio): Atoraka, atsipy: Tsy nakipikipiny tsara ilay rotsakazo ka tsy voa ilay akanga. 1 h.o.: Avezivezy, asaina mankatsy mankaroa: Tsy tsara fiasa Rabe ka nakipihipin'ny lehibe hatraiza hatraiza.
Ahitsio |