Mienjika [hery] | : | (enjika) mt, s, (mien-/Ma): Milefa, mandositra: Nienjika tany an-tsaha ilay kisoa vao novidina. 1 Miha. zakazaka atsy sy are; mikarenjy, miriorio: Lasa nienjika any an-tokotany any ny ankizy, 1 Manohitra, mirintona tsy manaiky: Mienjika izaitsizy amin'ny mpampianatra azy io mpianatra io, Ahitsio |
Mienina [hery] | : | (enina) mt. s. (miene. na): Mizarazara enina. Ahitsio |
Miendrinendrina [hery] | : | (endrina) mt, s.: Tonga na manao ffhetsik' olona ketrina, donana velona,taraiky. Ahitsio |
Miendrika [hery] | : | (endrika) mt. Manana endriky ny,,,: Mien. drik'anjely, Ahitsio |
Miendaka [hery] | : | (endaka) rat, s, (mi. endaha): Miala mihelakelaka: Niendaka ny manjan'ny fitaratra. Ahitsio |
Miemponempona [hery] | : | (emponempona) mit. $,: Mitepotepo mafy (fo); miehakehaka, misefosefo (ny fiainana). Ahitsio |
Miempo [hery] | : | (empo) mt, s. (miempoa): Mitsonika tonga ranony noho ny hafanana: Miempo ny menaka raha vao sen. dra afo, 1 Mitsonika tonga rendrika: Mora miempo ny varahina, ~ h,o,: Miseho, mipoaka: Miempo ny hatezera. ny, Ahitsio |
Miempaka [hery] | : | Miempakempaka (empaka) mt, a,: Mienda.ko. ditra, miovaka: Efa miempa. ka be ihany ny tanako ka mbola lazainao ho tsy niasa ihany aho. * Ohab.: Aza mitarain.tana. miempaka: rehefa miasa, aza be taraina amin'ny havizanana na fahavoazana nahavoa ny tena. ? M,h,: Miompaka, mlelakelaka mikoan'ny nahiny, mi. end?lra, misendaka, mihalangalana, misinda, mitakovana, miovaka, mikipaka, Ahitsio |
Miemonemona [hery] | : | (emonemona) mt, s,: Mitoetra amin'ny toe. rana avo tsy dia marin.toerana tsara,' Ahitsio |
Mielo [hery] | : | (elo) mt, s, (mieloa): Mitondra elo: Moa marina ve fa fady, hono, ny mielo antrano? Ahitsio |
Miely [hery] | : | (ely) mt. s. (mieleza):Mihahaka amin'ny toerana ma-ro: Mieiy eny an-tsaha izao ny ombinay. 1 Mandeha ombieny ombieny: Efa miely izany vaovao izany ka sarotra ny hanakana azy. - F,-p,: Miely patrana: mipa. ritaka amin'ny toerana ma-ro, ? M,h,: Miparitaka' miparia. ka, mihahaka, miely patrana, miraraka, manao vary ra. raka. mihanaka, Ahitsio |
Mielatrelatra [hery] | : | (elatrelatra) mt, s,: Enti-milaza olona nibono. ka tao anaty lamba ka mana. kifika io lamba io, misehoseho amin'ny rlvotra, Ahitsio |
Mielatra [hery] | : | (elatra) rat, s.: Miso. katra, mihefahefa (tahaka ny lambam3aravaran-kely tsofin'ny rivotra), Ahitsio |
Mielanelana [hery] | : | (elaneiana) rat, a,: Misy elanelana: Nielanelana lahy roa Rasoa sy Ravao. / Nielanelana roa volana ny nahaterahan'ireo mpanora. tra roa ireo, 1 Mitsangana ho mpanelanelana: Tsy naharitra fa nielanelana ny anada. hin'ixy mirahavavy, Ahitsio |
Mielakelaka [hery] | : | (eiakelaka) mt, s,: Entl-milaza zavatra mienda. ka araka ny flzarazarany fisaka sy manify, Ahitsio |
Mieky [hery] | : | rat, p,: der. Miaiky, Ahitsio |
Miehana [hery] | : | (ehana) mt, s.: Ma. mindra mananosarotra noho ny fahosana. Ahitsio |
Miehaka [hery] | : | (ehaka) mt, s.: Sem. potra, misanehaka,l Mihambohambo forma. Ahitsio |
Miefonefona [hery] | : | (efona) mt. s. sady p.t.: Sempotsempotra, tsy avy miaina. Ahitsio |
Miefokefoka [hery] | : | (efoka) mt, s; Misafoakan-katezerana miha. ro avona. Ahitsio |