Teny nampidirina farany

Midindina
[hery]
:(dindina) mt, (feo) Heno mangintsina ao anaty sofina na dia efa tsy misy intsony aza: Mbola midindina ao anaty sofiko foa_ na ilay feon-dakoiosy, Ahitsio
Midinadina
[hery]
:(dinadina) p.t.: Enti-milaza fibontsinan'ny kibo noho ny fahavokisana. Ahitsio
Midina
[hery]
:(idina) mt. s. (midtna): Mandeha mankamin'ny toerana ambanimbany kokoa: Nidina tany ambany rihana aho raha vao nandre ny feo. ny, ? Mivarina: Midina any Betsiboka Ikopa, ? Mihemotra, mitambotsotra, lasa ambanimbany kokoa: Midina, hono, ny uidim-bary fa efa tonga ny uary vao. / Efa sitrana ny zanakao fa efa nidi. na ny hafanany, ? Mikoria. na: Midina eo amin'ny tako. lany ny ranomasony, ? M.h.: Mikoriana mikorisa, mivalana, mitambi,lana, mi. tsontsorika, mitsontsori-ba. va, manorika, mikorotsaka mitamborotsaka mikodingy, mivarina, mivalangitrika, mi. valangidina, mitambororotra, mandeha any ava manao ankororosy, ? Midina, mihe. moira, mitakemotra, mitambotsotra, mianOtra, mandrorona, mikororosy fahana, mietry, mietry vintana mivarina manao lanja midina, mivarilavo, mibotetaka. Ahitsio
Midimy
[hery]
:(dimy) mt. a, sady mt. p.: Mizarazara dimy. ? Mizara zavatra amin'ny olona dimy. Ahitsio
Midimby
[hery]
:(dimby) mt, s,: Ma-nana mpisolo voasolo: Efa nidimby sahady ilay dokotera maty tamin'ny herinandro, Ahitsio
Midilotra
[hery]
:(dilotra) mt, s.: Mi. kasoka ka mamoaka feo midridroka: Midilotra amin'ny uatan'ny uoatiry ny kodia. rana, Ahitsio
Midika
[hery]
:(dika) mt, s.: Manan. kevitra hoe...: Ny fanginako tsy midika ho fWoonauonana ueliuely fa tsy manan-ko. lazaina fotsiny aho. Ahitsio
Midihindihina
[hery]
:(dihina) p.t.: Mandeha miandranandrana feno rehareha. Ahitsio
Midifika
[hery]
:(difika) mt, s, (midi. fiha); Mipitika, Ahitsio
Midify
[hery]
:(dify) mt, p, (midi-fia): Miala amim.pahakinga. na mba tsy ho hita: Anja. ranao izany ka tsy azonao idifiana, ? Milefa haingana mba tsy ho tazana na mba tsy hifanena: Nidify ny fahaualo tao ambadiky ny tam_ boho aho. ? M.h.: Mihodivitra, mibo. siaka (zavatra, olona), mibolidy amy, Ahitsio
Mididy
[hery]
:(didy) mt, Voadi_ dy: Efa mididy telo ity mo_ fo lty. Ahitsio
Midiboka
[hery]
:(diboka) p.t.: Fano, misy be dia be. Ahitsio
Midibidiby
[hery]
:(dlbidiby) p.t.: Fe. no mizihitra be: Mbola midibidiby ny kiboko ka tsy a. faka mihazakazaka aho, Ahitsio
Midibadiba
[hery]
:(diba) p.t.: Enti. milaza zavatra henjana sy mi. bontsina noho izy feno rivotra na rano: Midibadiba ny kiboko izany, ? M.h,: Mizihitra, mivozihi. tra, mizihizihy, Ahitsio
Mideza
[hery]
:(deza) sady mt, s. (midezd): Razana toerana miainga avo saiky mitsatoka raha jerena miakatm ka sarotra iakarana izaitsizy fa mampiaka-drantsana raha ho azo, Midezd: aoka ianao hijoro mahitsy tsara. Ahitsio
Mideronderona
[hery]
:(derona) mt. s.: Kevoka na dedaka, mandoka tena sy miedinedina foana: Tsy tiako ny ahy !ro. ny olona mba nahomby ka mideronderona aokatzany, Ahitsio
Mideradera
[hery]
:(dera) p.t.: Misehoseho, mieboebo, mirehareha. Ahitsio
Midera
[hery]
:(dera) mt, p, (mider?): Mankalaza: Nidera ny uoalohany ny mpampianatra. Ahitsio
Midehandehana
[hery]
:(dehandeha. na) mt, s,: Mandeha toa mibehambehan sy miletaleta. Ahitsio
Midedaka
[hery]
:(dedaka) mt, s,: Mampiseho haingo, harena na fahaizana. ? M,h,: Mirehaka, Ahitsio