Midoroka [hery] | : | (doroka) mt, a, (midoroha): Mimamomamo: I-saky ny midoroka Rabe, ml. ferinaina ny uady aman.jana_ ny. Ahitsio |
Midoroboka [hery] | : | (doroboka) p.t.: Maniry tsars be ravina sady maitso: Midoroboka tzaitsizy ny hazo raha voatohoka zezika betsaka, ~ Malalaka be ambany sy mirebareba: Ny lamaodin'akanjo fahiny ho an'ny uehivavy dia akanjo midoroboka nasiana malako. fa, ? Enti-mllaza ny flhetsiky ny vorontslloza amin'ilay izy mampibontsina ny elany ka miedinedina manao faribolana, Ahitsio |
Midorehitra [hery] | : | (dorehitra) p.t.: (izay matetika ialohan'ny teny hoe mena): Mena mivaivay. Ahitsio |
Midoraraka [hery] | : | (doraraka) mt, s,: Midonana-poana, manary andro foana, miriorio foana. Ahitsio |
Midora [hery] | : | (dora) mt, s, na p.t.: Be rehaka, tsy matY amba. vany, Ahitsio |
Midongy [hery] | : | (dongy) mt, s, (midongia): Mitokona tsy mety manao na tsy mety mande. ha: Nidongy tsy nety nihi. nan-kanina Ikoto, ? Manao an-ditra, maka an-kerinY: Ni. dongy ny kilalaon,janako i Bozy kely, - F,-p,: Midongy an.dalana: milaza ny ankizy mitokona tsy mety mandeha eny andalana, / Midongy an.kani. na: tsy mety mihinana fa tsy faly amin'ny anjara omena azy, 1 Midongy zauatr'olona: mitana an-ditra zavatr'olona. ? M.h,: Mihenahena, mihena velona, mimolotra, mampitovy molotra, mizihitra, mitokozihitra, mikiribiby, mainkazo, migin.kazo, mi?timbato, miziriziry, mamatovato, mizihizihy, mamokehana, mandongllongy, mangenahena, mamahana, mitokona, Midongy zavatr'olona, mibodo zavatr'olona, manao bodongerona, manao angovy, manao ditra, Ahitsio |
Midongaingy [hery] | : | (dongaingy) p.t.: Fohy tenda, fohy vozona, Ahitsio |
Midonendrina [hery] | : | (donendrina) mt, s, na P.t.: Miseho ho donto saina nefa donga vatana. Ahitsio |
Midonanaka [hery] | : | (donanaka) mt. s,: Mitanaka foana tsy miasa: Axa midonanaka foana eo ia. nao, ry Koto, fa ndeha mia_ sa tan?, Ahitsio |
Midonaka [hery] | : | (donaka) mt, s.; Mivoaka setroka: Midonaka iza. ny afo bran y. Ahitsio |
Midona [hery] | : | (dona) mt, s,: Mipaika mafy amin'ny zavatra iray: Nidona tamin'ny vato ny lakana ka saika nivadika, ? M,h,: Mipoka, migona, ? Miafara, tonga hatramy,,,, mivoaka: Midona any Anka. difotsy it9 laiankely tty, ? Mirohondrohona: Midona ny orana any Ankaratra. - F,.p,: Midona ny orana: teny enti-milaza ny voalohan-kotroka any lavitra,izay fambara ny f atongavan'ny fahavaratra. 1 Midona: teny enti-milaza fa mipaika ny mpilalao iray amin'nY lalao daomy, izany hoe tsy mana-na masom-bato mitovy amin' izay miseho, ka mampande. ha an'ilay ao aorianany, Ahitsio |
Midoladola [hery] | : | (dola) mt, s, (midoladold): Miraidraika, mi. rona miankavia mlankavanana, ? M .h.: Mitihintihina, mitikintlldna, midihindihina, Ahitsio |
Midokadoka [hery] | : | (dokadoka) p.t.: Mirobona maitso sy milenodenoka fatratra: Midokadoka ery izany anana amoron' ny dobo eto Izany, Ahitsio |
Midoka [hery] | : | (doka) mt, s, (midoha. fa): Manome doka na dera fantatra izao fa tsy marina, * Ohab,: Midoka tena toy ny papelika: fatratra raha hilaza tsara momba ny tenany, Ahitsio |
Midohoka [hery] | : | (dohoka) mt, s,: Mamoaka feo mangoboka sy mitrena, Ahitsio |
Midohaka [hery] | : | (dohaka) mt, p, (midohafa); Mirehareha: Mido. haka ery i sakaiza iny fa na-nome vola be hamitana ny Sekoly, hono, Ahitsio |
Midohadoha [hery] | : | (dohadoha) mt, s, na p.t.: Mirehaka, dedadeda. ka, Ahitsio |
Midogaga [hery] | : | (dogaga) mt, s, (mi. dogagd): Miandry, mitomoe. poana miandry: Axa midogaga eo re ianao, fa ndeha mba miasa kely e! ? p.t.: Talanjona. Ahitsio |
Midofitra [hery] | : | (dofitra) mt, s,: Midona, mipoka: Natsatoko ta. min'ny tany ny angady ka nido fttra fotsiny, Ahitsio |
Midofaka [hery] | : | (dofaka) rat, s.: Mivoaka hafanana sy fofona: Midofaka ery izany afon'ampombo izany, Ahitsio |