Teny nampidirina farany

Mienjika
[hery]
:(enjika) mt, s, (mien-/Ma): Milefa, mandositra: Nienjika tany an-tsaha ilay kisoa vao novidina. 1 Miha. zakazaka atsy sy are; mikarenjy, miriorio: Lasa nienjika any an-tokotany any ny ankizy, 1 Manohitra, mirintona tsy manaiky: Mienjika izaitsizy amin'ny mpampianatra azy io mpianatra io, Ahitsio
Mienina
[hery]
:(enina) mt. s. (miene. na): Mizarazara enina. Ahitsio
Miendrinendrina
[hery]
:(endrina) mt, s.: Tonga na manao ffhetsik' olona ketrina, donana velona,taraiky. Ahitsio
Miendrika
[hery]
:(endrika) mt. Manana endriky ny,,,: Mien. drik'anjely, Ahitsio
Miendaka
[hery]
:(endaka) rat, s, (mi. endaha): Miala mihelakelaka: Niendaka ny manjan'ny fitaratra. Ahitsio
Miemponempona
[hery]
:(emponempona) mit. $,: Mitepotepo mafy (fo); miehakehaka, misefosefo (ny fiainana). Ahitsio
Miempo
[hery]
:(empo) mt, s. (miempoa): Mitsonika tonga ranony noho ny hafanana: Miempo ny menaka raha vao sen. dra afo, 1 Mitsonika tonga rendrika: Mora miempo ny varahina, ~ h,o,: Miseho, mipoaka: Miempo ny hatezera. ny, Ahitsio
Miempaka
[hery]
:Miempakempaka (empaka) mt, a,: Mienda.ko. ditra, miovaka: Efa miempa. ka be ihany ny tanako ka mbola lazainao ho tsy niasa ihany aho. * Ohab.: Aza mitarain.tana. miempaka: rehefa miasa, aza be taraina amin'ny havizanana na fahavoazana nahavoa ny tena. ? M,h,: Miompaka, mlelakelaka mikoan'ny nahiny, mi. end?lra, misendaka, mihalangalana, misinda, mitakovana, miovaka, mikipaka, Ahitsio
Miemonemona
[hery]
:(emonemona) mt, s,: Mitoetra amin'ny toe. rana avo tsy dia marin.toerana tsara,' Ahitsio
Mielo
[hery]
:(elo) mt, s, (mieloa): Mitondra elo: Moa marina ve fa fady, hono, ny mielo antrano? Ahitsio
Miely
[hery]
:(ely) mt. s. (mieleza):Mihahaka amin'ny toerana ma-ro: Mieiy eny an-tsaha izao ny ombinay. 1 Mandeha ombieny ombieny: Efa miely izany vaovao izany ka sarotra ny hanakana azy. - F,-p,: Miely patrana: mipa. ritaka amin'ny toerana ma-ro, ? M,h,: Miparitaka' miparia. ka, mihahaka, miely patrana, miraraka, manao vary ra. raka. mihanaka, Ahitsio
Mielatrelatra
[hery]
:(elatrelatra) mt, s,: Enti-milaza olona nibono. ka tao anaty lamba ka mana. kifika io lamba io, misehoseho amin'ny rlvotra, Ahitsio
Mielatra
[hery]
:(elatra) rat, s.: Miso. katra, mihefahefa (tahaka ny lambam3aravaran-kely tsofin'ny rivotra), Ahitsio
Mielanelana
[hery]
:(elaneiana) rat, a,: Misy elanelana: Nielanelana lahy roa Rasoa sy Ravao. / Nielanelana roa volana ny nahaterahan'ireo mpanora. tra roa ireo, 1 Mitsangana ho mpanelanelana: Tsy naharitra fa nielanelana ny anada. hin'ixy mirahavavy, Ahitsio
Mielakelaka
[hery]
:(eiakelaka) mt, s,: Entl-milaza zavatra mienda. ka araka ny flzarazarany fisaka sy manify, Ahitsio
Mieky
[hery]
:rat, p,: der. Miaiky, Ahitsio
Miehana
[hery]
:(ehana) mt, s.: Ma. mindra mananosarotra noho ny fahosana. Ahitsio
Miehaka
[hery]
:(ehaka) mt, s.: Sem. potra, misanehaka,l Mihambohambo forma. Ahitsio
Miefonefona
[hery]
:(efona) mt. s. sady p.t.: Sempotsempotra, tsy avy miaina. Ahitsio
Miefokefoka
[hery]
:(efoka) mt, s; Misafoakan-katezerana miha. ro avona. Ahitsio