Litera F

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fandikesa: (Ski) a.: Farasisan' ny tety izay mahafotsy ny hoditra. Ahitsio
Fandilia: (Ski) a,: Villa hazo fihinanana hena na hazandrano, Ahitsio
Fandilorana: (diiotra) a.: Fanakasohana: Atiaharo ny fandilorana io bararata roa ireo fa mampahadilo nifY. Ahitsio
Fandimbasana: (dimby) a,: Fitanana ny toerana sy fanohizana ny asan'ny teo aloha; fanoloana: Sarotra ny fandimbasana ny olona mahay teo aloha. Ahitsio
Fandinahana: (dinaka) a: Famelezana, fandabohana, fikapohana. Ahitsio
Fandinganana: (dingana) a: Fitsambikinana, fihoarana: llana akanjo malaladalaka ny fandinganana tatatra ho an' ny uehivauy, 1 H,o,: TsY dia tsara matetika ny fandinganana kilasy satria mety hisy zauatra tsy ho hay any aoriana any, izay tokony ho nianarana tany amin'iiay kilasy nodinganina. 1 Famelana zavatra noho ny fanadinoana: Mandiso ny heuitry ny lahateny manontolo ny fandinganana io andalana iray io. Ahitsio
Fandinihana: (dinika) a.: Fijerena ela, fanombantombanana: Ny fandinihako it3 soratra ity no nahatonga ahy hilaza fa soratry ny zanakao io. 1 Fiheveran-Javatra: Efa ela izay fandinihanao it9 raharaha ity izay kanefa tsy mbola vita foana. 1 Famakafakana: Nahaioa olona betsaka ny fandinihana ny Soratra Masina. Ahitsio
Fandinika: (dinika) a,: Fomba entina mandinika, mihevitra, fiheverana: Araka ny fandiniky ny manam-pahaizana... Ahitsio
Fandio: a.: Rano na zavatra entina hanadio, ~ Ody farasisa fanome ny vehivavy te hiteraka na ny efa bevohoka.. * Ohab.: Fandio iray siny tsy mahaleo ny fandoto iray tandroka: mora ny mitarika amin'ny ratsy noho ny amin' ny tsara; mahery kokoa ny ratsy noho ny tsara. Ahitsio
Fandiorano: a.: Bibikely maintimaintY, karazana taikovoka monina amin'ny ranomamY, kinga aoka izany raha hilomano ary manao andianY matetika sady manao antaitrika no mitranga ombieny ombieny. Anarana entiny amin'ny ankamantatra: Ingory (Inona àry izany: ritra ny rano, hafaladian'Ingory; tondraka ny rano, hafaladian'IngoryT) Ahitsio
Fandirana: a.: Anaran-kazo (Weinmannia). Ahitsio
Fandisana: (disa) a: Fanosena. Ahitsio
Fanditiana: (dity) a: Fanakambanana sy fampiraiketana amin'ny dity. Ahitsio
Fanditra: (ditra) a.: Ady vava na fifamaliana, fanjihitra, fifanjihirana: Tsy ady tsy fanditra dia nirintona foana teo ny anaouauy. - t.i.f.: ldifanditra, fifanditra, mpifanditra ( ifandirana, fifandixana. Ahitsio
Fanditsihana: (ditsika) a: Fandrarahana na fanipazana vovoka na Poti-javatra amin' ny maso mba hahajemby na tsy hahitana tsara. Ahitsio
Fandoa: (loa) a.: Fomba entina mandoa. ? p. t.: Izay matetika aloan'ny olona: Ariary telo no fondoa amin'ny %iaram bah oaka raha miakatra any AmbohipotsY. Ahitsio
Fandoahana: (loaka) a~ Fanaovana loaka, lavaka. Ahitsio
Fandoaka: (loaka) a: Fomba entina mandoaka, mandavaka. ~ p, t, : Azo loahana. Ahitsio
Fandoanana: (doana) a: Fandonana,fikapahana mafy. Ahitsio
Fandoarana: (loatra) a: Fakana ny ao anatin'ny vilany: Anjaran'ny vehivaoy taloha ny fandoorana ny uory. 1 Fanalana sy fihadiana ny atiny: Naharitra elaela ihany ny fandoarana ny tany tamin' io lauaka io. Ahitsio