Litera F

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fanatrafanana: (trafana) a : Fampitroatroarana, fampitrifanana. Ahitsio
Fanatraka: (traka) a. : Fomba entina manatraka, manarina ny loha. Ahitsio
Fanatrakana: (traka) a : Fanarenana (ny loha) hiatrana tsara. Ahitsio
Fanatrana: (satrana) a : Fomba entina manatrana, manao sasiny. 1 p, t. : Azo satranina, azo asiana sasiny. Ahitsio
Fanatranana: (satrana) a : Fanaovana satrana, sasiny; fanandramana zavamaneno. Ahitsio
Fanatranga: (tranga) a. : Fomba entina manatranga. ? p.t.: Azo atranga. Ahitsio
Fanatrangana: (tranga) a : Fam-Pisehoana lanY. Ahitsio
Fanatrarana: (traira) a.: Fanenjehana : Miezaha fa sarotra nY fanatrarana ny efa lasa aloha. Ahitsio
Fanatratra: (tratra) a : Fomba entina manatratra.l p, t. : A-zo tratrarina. Ahitsio
Fanatratreva: (tratreva) a : Fomba entina manatratreva, mampitrifantrifana. Ahitsio
Fanatratrevana: (tratreva) a : Fampitrifantrifanana. Ahitsio
Fanatrebehana: (trebiha) a. : Fanindronana amin-java-maranitra. Ahitsio
Fanatrebika: (trebika) a : Fomba entina manatrebika, manindrona amin'ny zava-maranitra. 1 p.t. : Azo trebehina. Ahitsio
Fanatrebona: (trebona) a : Fomba entina manatrebona, manatsatoka zava-maranidoha. Ahitsio
Fanatrebonana: (trebona) a. : Fanatsatohana zava-maranidoha. Ahitsio
Fanatresahana: (tresaka) a.: Famakiana sady fanatahana, fampiverahana. Ahitsio
Fanatresaka: (tresaka) a : Fomba entina manatresaka, mamaky sady manataka, mampiveraka. Ahitsio
Fanatrifana: (trifana) a. : Fomba entina manatrifana, mampirifatra atsy mampirifatra aroa. Ahitsio
Fanatrifanana: (trifana) a. : Fampirifatana atsy fampirifatana aroa. Ahitsio
Fanatringa: (tringa) a. : Fomba entina mampandringa. 1 p. t. : Azo ampandringaina. Ahitsio