Litera F

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fanatsingevina: (tsingeuina) a: Fomba entina manatsingevina, manasavilivily, manakipilipily. ~ p,t, : Azo atsingevina. Ahitsio
Fanatsingilahila: (taingilahila) a: Fomba entina manatsingilahila, mampirondrona. Ahitsio
Fanatsingilahilana: (taingilahila) a.: Fampivembenana, na fampirondronana. Ahitsio
Fanatsingoana: (taingoana) a: Fomba entina manatsingoana, maniera (zavatra) ka ny vodiny no lasa ambony. Ahitsio
Fanatsingoanana: (taingoana) a: Fanjerana zadatra ka ny vodiny no lasa ambony. Ahitsio
Fanatsingolohana: (taingoloka) a.: Fanatotongavana, famoterana. Ahitsio
Fanatsingoloka: (taingoloka) a: Fomba entina manatsingoloka, manatotongana mamotitra; fanatotongana. Ahitsio
Fanatsinjara: (tsinjara) a.: Fomba entina manatsinjara, mizarazara ho tokony maromaro. ~ p.t: Azo tsiniaraina. Ahitsio
Fanatsinjarana: (tsinjara) a: Fizarana ho tokony maromaro; fivarotana tsipotika. Ahitsio
Fanatsinkasina: (tsinkasina) a: Fomba entina manatsinkasina, manatsimbadimbadika. Ahitsio
Fanatsinkasinana: (tsinkasina) a : Fanatsimbadimbadihana, fanakodiadiavana. Ahitsio
Fanatsintsindrana: (tsintaindrana) a: Fomba entina manatsintsindrana, mampihoatra na mampanivaka amin'ny namany iraY laharana aminy. Ahitsio
Fanatsintsindranana: (tsintaindrana) a.: Fampihoarana na fampanivahana amin'ny namany iray laharana aminy. Ahitsio
Fanatsipalotra: (taipaiotra) a: Fomba entina manatsipalotra, miiery kely miserana. Ahitsio
Fanatsipelohana: (tsipeloka) a: Fanaovana teny an-tsafelika mba hamelezana olona. Ahitsio
Fanatsipeloka: (tsipeloka) a: Fomba entina manatsipeloka, manao teny an-tsafelika mba hamelezana olona. Ahitsio
Fanatsipindiana: (taipindy) a.: Famelezana tsipindy. Ahitsio
Fanatsipindy: (taipindy) a: Fomba entina manatsipindy. ~ p. t. : Azo tsipindina. Ahitsio
Fanatsirakaraka: Fanatsirakorako (tairakaraka, tsirakorako) a.: Fomba entina manatsirakaraka, manatsirakorako, manasaritaka, manasafotofoto. Ahitsio
Fanatsirakarakana: Fanatsirakorakoana (tairakaraka, tairakorako) a: Fanasafotofotoana, fanasaritahana. Ahitsio