Litera F

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fanatsatsihana: (tsatsika) a. : Fitonoana hena eo ambony af o. Ahitsio
Fanatsatsika: (tsatsika) a, : Fomba entina manatsatsika, mitono hena eo ambony afo. 1 p.t. : Azo atsatsika, azo atono eo ambony af o. Ahitsio
Fanatsatso: (tsatso) a.: Fomba entina manatsatso, mampihena tsiro, manampo-drano, mandefy. 1 p.t. : Azo tsatsoina. Ahitsio
Fanatsatsoana: (tsatso) a Fampihenana tsiro; fanampohan-drano; fandefena; fanaratsiana : Henoko ihany ny fanatsatsoanareo ny zauatra uitanay. Ahitsio
Fanatsatsorano: a. : Ody fanalefahana ny poizin'ny tangena, izay sotroina aorian'ny isotroana ny tangena (jar Fandafika). Ahitsio
Fanatsefahana: (tsefaka) a : Famaldana, fampitriarana, fampitsefahana. Ahitsio
Fanatsefaka: (tsefaka) a : Fomba entina manatsefaka, mamaky, mampitriatra. ? p. t. : Azo tsefahina. Ahitsio
Fanatseforana: (taefotra) a. Fanapoahana vanja amin'olona; fandefasana rivotra na rano ao anaty zavatra ka mipoaka ny fivoahan'izany rivotra na rano izany. Ahitsio
Fanatsefotra: (tsefotra) a Fomba entina manatsefotra, manapoaka vanja amin' olona, mandefa rivotra na rano ao anaty zavatra izay mipoaka. ~ p.t. : Azo tseforana. Ahitsio
Fanatselahana: (taelaka) a Fampirehetana tampoka, fampitselarana. Ahitsio
Fanatselaka: (tselaka) a. : Fomba entina manataelaka, mampirehitra haingana dia haingana 1 p.t. : Azo tselarana. Ahitsio
Fanatsembohana: (tsemboka) a. : Fanaovana izay hahatsemboka na hahatonga ho entona. Ahitsio
Fanatsemboka: (tsemboka) a: Fomba entina manatsemboka, hahatonga tsemboka. Ahitsio
Fanatsetahana: (taetaka) a :Fametahana tsara, fanatsatohana tsara eo afovoany. Ahitsio
Fanatsetaka: (tsetaka) a:Fomba entina manatsetaka, manatsatoka (zavatra) tsara eo afovoany. Ahitsio
Fanatsetsahana: (tsetsaka) a. : Fandrehetana, fampirehetana, fanatsoloana af o. Ahitsio
Fanatsiahana: (tsiaka) a : Fandriarana. Ahitsio
Fanatsiaka: (tsiaka) a : Fomba entina manatsiaka, mandriatra. Ahitsio
Fanatsidradra: na Fanatsidradraka (taidradra) a : Fomba entina manatsidradra na manatsidradraka, manainga ho avo : Edrey! ity fanotsidradran'Ikoto ny tongony! Ahitsio
Fanatsidradrana: na Fanatsidradrahana (taidradra) a. : Fanaingana ho avo. Ahitsio